Teny iditra | 1 Masombika |
Sokajin-teny | 2 anaram-poko |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Anaram-poko anankiray avy tany Mozambika fahiny tafiditra ary tafaharo amin' ny Malagasy eto Madagasikara; Makoa |
Ohatra |
4 Hatramin' izay dia tena olom-potsy avokoa ny masombika. [2.649#] 5 Ny hoe " mikora" dia teny masombika, ka mihinana no dikany. [1.437#] |
Voambolana |
6 Tantara: firenena |
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny nalaina | 12 Soratra misy io teny Masombika io |
Fivaditsoratra | 13 mambosika, Masombika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21 |