|
|
|
|

Teny iditra1  Tanala
Singan-teny  2  t~, ala
Sokajin-teny  3  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Foko lehibebe, mitoetra amin' ny tany misy ny havoanan' Ikongo rakotr' ala izay manapaka azy hatrany avaratra ka hatrany atsimo, ary voafaritry ny tanin' ny Betsileo, andrefana; ny Betsimisaraka sy ny Antambahoaka, sy ny Antaimoro ary ny Antaifasy, atsinanana, ary ny ony Manampatrana, atsimo; mivelona amin' ny vokatry ny ala ny Tanala; tanàn-dehibe: Ambohimanga atsimo, Ivohibe, Ifanadiana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] the dwellers in the forests.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.5] populations forestières du sud-est de Madagascar (villes principales: Fort-Carnot, Ivohibe, Ifanadiana)
Voambolana  7  Tantara: firenena
Kamban-teny 
Lohateny  9  Les Tanala de l' Ikongo : Une peuplade malgache (Ardant Du Picq)
10  Prince et Paysans – les Tanala de l'Ikongo : Un Espace Social du Sud-Est de Madagascar. (Beaujard Philippe)
11  Tanala very sampy (Rabearivelo Jean-Joseph)
Tsanganana sy sary iray takila  12  Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra  13  antala, lataña, talana, Tanala

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12