Teny iditra | androm-balala | |
Singan-teny | andro ; valala | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetr' andro migaingaina nefa mandrivo-maina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | (andrombalala) A windy day. [1.2] | |
Voambolana | Haitoetrandro | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny androm-balala io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/02 |