|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  anivo
Fototeny  2  any, ivo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Taimoro, Betsimisaraka, Sihanaka] ampovoany
5  [1.78] [Bara] [añivo] ampovoany
6  [1.1] Afovoa: Olona eo anivon' ny fandrosoana tahaka azy ve ka tsy hahalala izany?
any anivo: any afovoan-tany (mifanohitra amin' ny any antsisin-tany, any antsiraka)
7  [1.13] afovoany
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.13] au centre
Ohatra  9  Eto anivo izao ny alina! [1.279]
10  Ny faritra anivo na afovoany indray? [2.442]
Voambolana  11  Toerana
Mpanahaka  12  afovoany
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)15  anivo
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny anglisy  17  [1.2] [Provincial] a species of palm
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.196] (d'après les forestiers ce nom viendrait de ivo : le milieu, le centre ; parce que ces Palmiers poussent souvent au milieu de clairières. Voir anivona pour la véritable étymologie).
Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill. et Ravenea madagascariensis Becc. (Arecaceae). [Bezanozano]
Ravenea robustior Jum. & H. Perrier (Arecaceae). Le nom du genre ravenea est un bon exemple des erreurs qui peuvent être faites en philologie malgache. L'explorateur a montré une feuille et demandé le nom. On lui a repondu ravina qui veut dire en malgache "feuille". Il en a conclu, à tort, qu'il s'agissait du nom de l'arbre. Les anivo fournissent de bons choux palmistes. Leur sève est recueillie pour la production du vin de palme. Ils fournissent aussi des matériaux pour la corderie, la sparterie, la construction des habitations (voir anivona). [Betsimisaraka]
Voambolana  19  Haizavamaniry: hazo palma
Anarana ara-tsiansa 
Teny nalaina  22  Soratra misy io teny anivo io

Fivaditsoratra  23  anivo, anovi, avion, avoin, avony, iovan, ivona, navio, navoi, navoy, niavo, niova, ovany, vinoa, viona, voany, voina

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19