Teny iditra | avokà | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | [Betsimisaraka] The Avocado pear or Alligator pear; a native of tropical America. Persca gratissima, Gaertn. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Merina] (du français « avovat » Arbre fruitier introduit : Persea americana Mill. (Lauraceae). [1.196] | |
Anarana siantifika | Persea americana | |
Voambolana | Haizavamaniry: voankazo | |
Teny iditra | avoka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | [Betsileo] A species of roller bird. Atelornis pittoides, Lafr. Same as sakoka . [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Nom d'une espèce d'oiseau, Atelornis pittoides. [1.19] | |
Anarana siantifika | Atelornis pittoides | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Teny iditra | avoka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka, Bezanozano] havokavoka [1.78] | |
Voambolana | Haiaina | |
Fivaditsoratra | akavo, avokà, ovaka, vakoa, vaoka, voaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |