Teny iditra | bakobako (bako) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | bako (tsara bika); bako (valabalaka) [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Well formed, well shaped Delicate, weary, exhausted. See bikana. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Bien fait Fatigué [1.3] | |
Ohatra | indro tovovavy bakobako amin' ny volony lava hatreny am-paladia hany solom-pitafiany, no nitsiky taminy tamin' ny endrika meva sady sariaka.
[2.5] | |
Tovy hevitra | bako | |
Teny iditra | bakobako | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Lolo, karazam-biby manan'elatra Anaram-biby lehibe noheverina ho nisy taty fahiny, ratsy tarehy [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | Biby lehibe ratsy tarehy izay heverin' ny Malagasy ho nisy taty Madagasikara (lalomena?) [2.165] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A savage animal resembling the ass or zebra. Probably the songomby, a mythical animal [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Sorte d'animal sauvage comme un âne. [1.19] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny bakobako io | |
Fivaditsoratra | bakobako, bôka bako, bokaboka, kobakoba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |