|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  banty
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fanaratsiana, fanamavoana, fanesoana [1.1]
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :

Teny iditra (2/6)8  banty
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  Teny tsy fampiasa afa-tsy raha miaraka amin' ny Any: anybanty, arybantyary: Any lavitra any, any andakira [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  Land very far away [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12  Usité dans quelques locutions adverbiales de lieu [1.3#74]
Kamban-teny 

Teny iditra (3/6)14  banty
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Voambolana  16  Kilalao
Fanazavàna teny anglisy  17  A word used after playing the last domino [1.2]
18  Play is over (used in dominoes) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19  Jeu fermé, se dit au domino [1.3#74, 1.8]
Sampanteny 
20  Matoantenin' ny mpanao :
21  Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (4/6)22  banty
Sokajin-teny  23  anarana
Voambolana  24  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny malagasy  25  Angelivavy [1.1]
26  Kabatritra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  27  A beetle, the female of the angely. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  28  La femelle du grillon [1.3]

Teny iditra (5/6)29  banty
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny anglisy  31  Planks for flooring are made by cutting the banty trees in two horizontally and extracting the pith. These planks have various names which the French Dictionary gives, as: bantimbonotra, bantimpamotsy, bantindimaka, bantinkindro, bantinkonala, bantinovajavavy, bantintanavy, bantintsarorana, bantintsinda [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  32  Nom générique des matériaux végétaux utilisés pour la construction des maisons, notamment des cloisons, planchers, etc. [1.196#1.200]
Ohatra  33  Asio banty ny tranonao (Planchéiez votre case) [1.37#81]

Teny iditra (6/6)34  banty
Sokajin-teny  35  anarana
Voambolana  36  Haizavamaniry: hazo
Fanazavàna teny anglisy  37  A palm [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  38  Nom du palmiste, espèce de palmier. [1.19]
39  Nom donné plus spécialement à certains Palmiers [1.196#1.200]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13