|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  bohy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  12 Fanosehana ny hafa hihataka mba hahazoana toerana bebe kokoa
13 Fihetsika sy teny entina mampiseho hery amam-pireharehana
14 Fitanana zavatr' olona amin-ditra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 an inflated and puffed up aspect, as that of a turkey cock; obstinacy, a swaggering appearance. [1.2]

Teny iditra (2/3) 16  bohy
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny anglisy  18 use only in the following: mibohy [1.2]

Teny iditra (3/3) 19  bohy
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21 [Tankarana] nom d'une espèce d'arbre. [1.19]
22 [Sakalava] Commiphora sp. (Buraseraceae). Arbre renflé, à bois blanc très mou ; impropre à la menuiserie ou à la charpente. [1.196]
Voambolana  23  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  bohy, 25 hoby

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19