Teny iditra | diam-panorona | ||||
Singan-teny | dia ; fanorona | ||||
Sokajin-teny | kambanteny | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Sary misy tsipika mifanapatapaka tahaka ny sora-panorona [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [ fanorona, a game] the cross marks made on the ground or a board for playing the game fanorona [1.2] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Kilalao | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |