|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanorona (sorona)
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Kilalao
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazan-kilalaon-drazana malagasy fampiasan-tsaina atao eo amin' ny fafana izay vakivakin' ny tsipika mifanapatapaka ka amin' ny fiadian' ireny tsipika ireny no ametrahan' ny mpilalao roa tonta ny vatony mitovy isa; misy fanoron-telo, dimy ary ny an-tsivy, izay tena malaza ary fanaon' ny olon-dehibe indrindra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  the name of a game played on lines and spaces with pebbles, seeds, etc. See sorona. [1.2]6  Malagasy chess [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  jeu d'échecs malagasy [1.8]
Ohatra  8  fa ny fanorona no maty natoko; [2.69]
9  Tokana ny zavatra katsahiny: olona tena mahay fanorona. [2.445]
10  Ary raha fanalana andro fotsiny dia katro sy fanorona no nasaiko novelarina. [2.643]
Sampanteny 
11  Anarana :
Kamban-teny 
Lohateny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny fanorona io

Teny iditra (2/2)16  Fanorona
Zana-dohateny  17  the National Game of Madagascar.
Sokajin-teny  18  anarana (lohatenin' boky)
Singan-teny  19  fanorona
Mpanoratra  20  Chauvicourt J.& S.
Mpanonta printy  21  , 1984

Fivaditsoratra  22  Fanorona, fanorona, foronana, Fanorona, fanorona, foronana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12