|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  eton-draratra
Singan-teny  2  etona, raratra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Zavona antoandro fahita amin' ny hainandro be rehefa lohataona
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.5] brouillard matinal
Voambolana  6  Haitoetrandro

Teny iditra (2/2)7  etondraratra
Singan-teny  8  etona
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.196] (de etona et raratra: qui orne, qui constitue une parure). Nom communément donné à la fumée des incendies dans les montagnes couvertes de forêts, lorsqu'on brûle celles-ci pour faire des tavy et semer du riz de montagne. L'étymologie de ce nom montre assez qu'on considère avec faveur une telle pratique, alors qu'elle constitue une ruine pour le pays. [Betsimisaraka]

Fivaditsoratra  11  etondraratra, eton-draratra

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/21