|
|
|
|

Teny iditra1  fahazarana
Fototeny  2  zatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba zary toetra noho ny fanao miverimberina; toetra azo amin' ny famerimberenana zavatra na asa matetika.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] habit; familiarity from use or practice or acquaintance
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#869, 1.8] habitude
7  [1.8] familiarité par suite d'habitude
Ohatra  8  Nanjary toetra raikitra vokatry ny fahazarana ny mandeha alina sy manavatsava. [2.643#]
9  Ny mpirotsaka an-tsitrapo ato amin' ny Firohotana dia ireo izay nandà ny fahazarana. [1.369#]
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny fahazarana io

Fivaditsoratra  12  faharazana, fahazarana, hafa razana

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/11