|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fontsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan' akondro be voany, izay atao koa hoe akondro afontsy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] [Betsileo, Betsimisaraka, Tanala] (du batak untsi) Nom des bananiers cultivés, Musa paradisiaca L. et Musa sapientium L. (Musaceae) et de leurs nombreuses variétés. Voir aussi akondroaFONtsy.
Voambolana  5  Haizavamaniry: hazo palma
Tsipelina hafa  6  afontsy
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)12  fontsy
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.78] [Taisaka, Tanosy] ravinala
15  [1.1] Anarana ilazana ny ravinala rehefa antitrantitra
Fanazavàna teny anglisy  16  [1.2] [Betsimisaraka] the traveller's tree. Same as ravimpotsy (Betsim.), bemavo (Prov.), batabia , (Sak.), akondrohazo (Prov.). Comp. ontsy.
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.196] [Betsimisaraka] (du batak untsi) Lors de leur arrivée à Madagascar, les proto-malgaches ont immédiatement comparé au bananier le ravinala, Ravenala madagascariensis Sonn. (Strelitziaceae) et lui ont donné le même nom. L'arbre du voyageur, tel est son nom français, fournit de nombreux produits utiles ; feuilles sèches pour la construction, parois des cases et toitures ; troncs pour la construction ; graines comestibles après cuisson, etc. Voir aussi ravinala.
Voambolana  18  Haizavamaniry: hazo palma
Tsipelina hafa  19  fontsina
Tovy hevitra  20  akondrohazo, bakabia, bemavo, ravimpotsy, ravinala
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  23  fontsy, fotsin, tsofin

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31