Teny iditra | 1 karamena |
Singan-teny | 2 karatra, mena |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Karatra amin' ny fanjakana ny olona mahazo mivarotra entana ara-dalàna |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.5] patente (d'un commerçant) quittance de cet impôt |
Voambolana |
6 Toe-karena: varotra 7 Lalàna |
Fivaditsoratra | 8 karamena, mañarake, maneraka, nameraka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |