Teny iditra | 1 kolombianina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Kolombia (Amerika atsimo): Metisy ny ankabiazan' ny Kolombianina Momba an' i Kolombia, an' i Kolombia na avy any Kolombia: Volamena sy solitany no vokatra kolombianina be indrindra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [3.1] colombian |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [3.1] colombien, colombienne |
Voambolana |
6 Haitoetany: firenena, foko |
Mpanahaka | 7 kolombia |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |