Teny iditra |
lokaloka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Voadivoady, toky mafana. [1.1]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
lokaloka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Sihanaka]
Tavindona [1.78]
|
| [Bezanozano, Tambahoaka, Tanosy]
Tavindolana [1.78]
|
| [Tsimihety]
Vatan-kazo noloahana toy ny lakana atao fanomezan-tsakafo ny biby
[1.1]
|
| Tavy fampiasan'ny mpanao trano Tavy fihinanan'ny biby [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Auge, hourdis [1.13]
|
Tovy hevitra | ~ |
|
Teny iditra |
lokaloka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Dikidiky, rikoriko [1.78]
|
|