|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  ma
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] omby
4  [1.1] Feon' ny omby izay somary mitarotaroka no mafy; fitrenan' ny omby.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the lowing of cattle
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] beuglement des boeufs
Voambolana  7  Haibiby: mampinono
8  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
9  Feo
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Tovy hevitra  13  mama

Teny iditra (2/6)14  ma
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.68] [Vezo] voir mama
Sampanteny 
17  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (3/6)19  ma~
Sokajin-teny  20  tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  21  [1.7] prefix used to form adjectives and verbs, as : lòto, filth; malòto, dirty; hita, seen; mahita, to
Fanazavàna teny frantsay  22  [1.8] prefixe qui forme des adjectifs et des verbes; ex.: loto, saleté; maloto, sale; hita, vu; mahita
23  [1.6] prefixe qui sert à former des adjectifs et des verbes avec des radicaux commençant par une consonne. Madio, propre (du radical dio). Matory, dormir (du radical tory). [maanyan: ma-]

Teny iditra (4/6)24  ma
Sokajin-teny  25  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  26  [1.19] [Tankarana] interjection d'admiration.

Teny iditra (5/6)27  ma
Sokajin-teny  28  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  29  [1.78] [Sihanaka] moa

Teny iditra (6/6)30  ma    
Sokajin-teny  31  mpamaritra (vavy)
Fanazavàna teny malagasy  32  [1.4] -ko. Ma soeur, anabaviko, rahavaviko
33  [1.9] -ko. Ma chère, ry malalako

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02