Teny iditra |
mahonena
(onena)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Mampangoraka, mampalahelo
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To cause distress, as the sight of one in pain, etc.; to afflict, to depress. [1.2]
|
| To make one feel sorry for a person [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qui attendrit [1.3, 1.8]
|
| Qui impressionne [1.3]
|
Ohatra | Hitany sy fantany fa mahonena ny fiafarany, izany no hamelany heloka amin-kalalaham-po.
[2.996]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mahonena |
Ny lasa : |
nahonena |
Ny hoavy : |
hahonena |
|
|