Teny iditra |
manatsaka
(hatsaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mampitovy tantana, manitsy amin' ny fanalana ny romoromo aminy, mamarana: Manatsaka taratasy
[1.1]
|
| Mandidy sisim-boky mba hampitovy azy. Manaisotra ny faritra tsy ilaina [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | To cut the edge regularly, to straighten, to arrange beforehand. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Façonner Entailler [1.13]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manatsaka |
Ny lasa : |
nanatsaka |
Ny hoavy : |
hanatsaka |
Filaza mandidy : |
manatsaha |
|
|
Teny iditra |
manatsaka
(tsaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandidy, mandentika, manatrobaka amin-java-maranitra ka misy feo manokana heno avy amin' izany [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manatsaka |
Ny lasa : |
nanatsaka |
Ny hoavy : |
hanatsaka |
Filaza mandidy : |
manatsakà |
|
|
Teny iditra |
manatsakà
(tsaka)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsaka
|
|