|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mikakakaka (kakakaka)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mihomehy lava sy heno lavitra: Raha vao kitikitihina i Tiana kely dia mikakakaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  To laugh loudly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  Rire aux éclats [1.8]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Mpanahaka  10  Lokin' ny hehy, latsaky ny hehy, mitolakàka, mikikikiky, mitsikikikiky, mikanikany, mitsikanikany, mitokelaka, manao hehy ranovaky

Teny iditra (2/3)11  mikakakaka
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13  Zendana; mitanatana vava, tsy afa-miteny [1.78]

Teny iditra (3/3)14  mikakakakà (kakakaka)
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikakakaka
Tsanganana sy sary iray takila  16  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20