Teny iditra |
mikarenjy
(karenjy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandehandeha eny rehetra eny araka ny sitrapony: Mikarenjy eny an-tsena ny mpianatra rehefa fotoana fialan-tsasatra Miraotra tsy voafehifehy: Mikarenjy eny an-tsaha ny omby aman' ondry
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To pasture at liberty; to run around at play [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Paître en liberté; gambader selon son bon plaisir [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mikarenjy |
Ny lasa : |
nikarenjy |
Ny hoavy : |
hikarenjy |
Filaza mandidy : |
mikarenje |
|
|