Teny iditra | milasilasy (lasilasy (lasy)) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha na manao raharaha miadana, tsy rototra: Milasilasy loatra io zazalahy io rehefa miasa ka an-gamba hosoloako [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be weak and awkward in one's work [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | milasilasy, misalisaly |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |