|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitangorona (tangorona)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mivory betsaka manodidina tsisy filaharana na filantoana: Nitangorona nanodidina azy ny olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  To surround, to encircle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  Se réunir tout autour [1.3#672, 1.8]
6  être réunis, groupés [1.3#672]
7  Encercler; s'attrouper [1.8]
Ohatra  8  mitangorona ny vahiny hijery sy hilaino. [2.356#]
9  Ny mpizaha amin' izany dii mitangorona be manodidina. [1.437#]
10  mitangorona maro amin' ny toerana iray ny tsangambaton' ny fianakaviana sasany. [2.508#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Mpanahaka  15  Mifanizina, mivotretrika, mifanety, miady hihy, mikatona, mifanesika, mifanitsa-kitro, mamorom-potsy, manao faribolana, manao lahirodona, mihahohaho, mihalohalo

Teny iditra (2/2)16  mitangoròna (tangorona)
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitangorona
Tsanganana sy sary iray takila  18  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/17