Teny iditra | randriana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny manaja fanao amin' ny lehilahy, toy ny hoe Andriamatoa, na Randriamatoa [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Same as raondriana [1.2] | |
Voambolana | Teny fanajana | |
Fivaditsoratra | andranary, andrirana, Ranandria, randriana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |