|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  rivo-doza
Singan-teny  2  rivotra, loza
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] rivotra mafy fitsoka ary mazàna arahin' orana ka mandevona sy manimba zavatra maro
5  [1.13] rivo-mahery miforona any afovoan-dranomasina arahina orambe ka mitera-doza
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] cyclone
Ohatra  7  Sady amin' izay nitondra rivotra toy (toa) rivodoza. [2.445]
8  Voalohany, izy dia hazo tsy mamony raha tsy amin’ny taona nandalovan’ny rivodoza; [4.27]
9  Nandrava trano mora vao naorina teny Alakamisy Anosiala ilay rivodoza Giovanna. Trano 91 tamin'ny zato no rava [4.14;2012/02/18]
Voambolana  10  Haitoetrandro
Tovy hevitra  11  rivo-mahery
Lohateny  12  Rivo-doza (Rajemisa-Raolison Régis)
Teny nalaina  13  Soratra misy io teny rivo-doza io
Sary 
14  15 

Teny iditra (2/2)16  Rivo-doza
Singan-teny  17  rivo-doza
Sokajin-teny  18  anarana (teatira) [Fitanisana]
Voambolana  19  Haisoratra: teatira
Mpanoratra  20  Rajemisa-Raolison Régis
Mpanonta printy  21 

Fivaditsoratra  22  rivo-doza, Rivo-doza

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13