|
|
|
|

Teny iditra1  rofia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavamaniry karazana palmie izay anaovana kofehy ny hoza-draviny ka tenomina ho jiafotsy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] the raffia palm, its fibre; palms in general
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] le palmier raphia, sa fibre; palmier
6  [1.196] (probablement de mofia, Betsimisaraka ancient). Attesté par Sonnerat dès 1782 et mentionné par tous les auteurs plus récents. Raphia ruffia (Jacq.) Mart. (Arecaceae). Très beau palmier des sols humides, bords de marécages ; fournissant une fibre très appréciée et bien connue. Les Betsimisaraka en distinguent deux formes. Le fombanala et le kotrovato plus apprécié pour la qualité de ses fibres. C'est lui qui fournit ce qu'on appelle commercialement « rafia fleuristes ». Outre les fibres, le rafia fournit un « chou palmiste » très apprécié. En perforant le coeur on obtient un jus sucré qui, après fermentation, fournit le bomena ou vin de palme, boisson alcoolique appréciée. Voir aussi mofia, rafia, moranda, voampiso, etc. [Merina]
7  [Bezanozano]
8  [Sihanaka]
9  [Betsimisaraka]
Ohatra  10  rofia mijoro mavamavana, endriky ny tanimboly! [2.817#]
11  Nony efa tonga tany amin' ny tany be rofia izy. [2.69#]
12  Tsy misy afa-tsy ny akanjobe rofia ihany, jiafotsy, no mahay ity takohoka ity raha tsy te ho rotidrotika ny hoditra! [2.471]
Voambolana  13  Haizavamaniry: hazo palma
Sampanteny 
14  Anarana :
Tsipelina hafa  15  raofia
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  33  Ohabolana misy io teny rofia io
Sary 
34  35 

Fivaditsoratra  36  afiro, afori, arofy, fairo, fiaro, firao, ifaro, ifora, raofi, raofy, rofia

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/05