Teny iditra | samontotra (montotra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fahatezerana feno fisafoahana, haromotana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Colère, fureur, rage [1.3] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Tsipelina hafa | samontitra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |