Teny iditra | tandrobalala | ||
Singan-teny | tandro- (tandroka) ; valala | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo, Merina] Teny ilazana karazan-tandrok' omby mahitsy miendri-tandro-balala somary miondrika any aloha [1.1] | ||
Voambolana | Toe-karena: fiompiana | ||
Tsanganana sy sary iray takila | Bikan' ny tandrok' omby | ||
Sary | |||
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18 |