|
|
|
|

Teny iditra1  taranahina
Fototeny  2  taranaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Akana taranaka (fiteny amin' ny biby sy ny zavamaniry): Hotaranahiko ity paiso ity fa tena mba mamy
Voambolana  5  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
6  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10  anatrahany, hanaratany, hanatarany, hanitarana, harantanay, hiatranana, nahiratana, niharatana, tanarahina, taranahina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20