<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 6:20 | Then |
Ary Davida koa mba nody hitso-drano ny ankohonany. Fa Mikala, zanakavavin' i Saoly, nivoaka hitsena an' i Davida ka nanao hoe: Akory ity voninahitry ny mpanjakan' ny Isiraely androany! ilay nanary lamba anikeheo teo imason' ny zanakavavin' ny mpanompony, tahaka ny adala manary lamba ka tsy manan-kenatra. | Raha ilay nody hitso-drano ny ankohonany iny Davida, dia nivoaka hitsena an' i Davida Mikola zanak' i Saola, sy nanao hoe: Endrey izany voninahitry ny mpanjakan' Israely androany, tamin' izy nanary lamba teo anatrehan' ny ankizivavin' ny mpanompony, tahaka ny fanary lamban' ny olom-poana! | Comme |