<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 9:9 | Then the king called to |
Dia niantso an' i Ziba, mpanompon' i Saoly, ny mpanjaka ka nanao taminy hoe: Izay rehetra nananan' i Saoly sy ny mpianakaviny rehetra dia nomeko ny zanakalahin' ny tomponao. | Dia nantsoin' ny mpanjaka Sibà mpanompon' i Saola, ka hoy izy taminy: Atolotro ny zanaky ny tomponao avokoa izay rehetra nananan' i Saola sy ny ankohonany. | Puis le roi appela |