<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 32:35 | And they built the high places of |
ary nanorina ny fitoerana avon' i Bala, izay ao amin' ny Lohasahan' ny taranak' i Hinoma, izy mba hampandeha ny zananilahy sy ny zananivavy hamaky ny afo ho an' i Moloka, izay tsy nandidiako azy, na tao an-tsaiko akory aza, ka dia nanao izany fahavetavetana izany izy mba hampanota ny Joda. | Nanorina ny fitoerana avon' i Baala tao an-dohasahan' ny taranak' i Hinnoma izy, ka mandeha amin' ny afo ny zanany lahy aman-janany vavy ho an' i Molòka: nefa zavatra tsy nandidiako azy akory izany na zavatra mby tao an-tsaiko velively; nanao izany fahavetavetana izany izy hampanota an' i Jodà. | Ils ont construit les hauts lieux de |