<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 2:47 | The king answered unto |
Ny mpanjaka namaly an' i Daniela ka nanao hoe: Marina tokoa fa Andriamanitrareo dia Andriamanitry ny andriamanitra sy Tompon' ny mpanjaka ary Mampiseho zava-miafina, ka dia nahay nampiseho izany zava-miafina izany ianao. | Dia niteny tamin' i Daniely ny mpanjaka, ka nanao hoe: Marina tokoa fa ny Andriamanitrareo no Andriamanitry ny andriamanitra sy tompon' ny mpanjaka ary mpanambara ny zava-miafina, matoa nahay nanambara izany zava-miafina izany hianao. | Et le roi dit à |