<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 3:26 | Then |
Dia nanatona ny varavaran' ny lafaoro nisy afo mirehitra Nebokadnezara ka niantso hoe: Ry Sadraka sy Mesaka sy Abednego, mpanompon' Andriamanitra Avo Indrindra, mivoaha, ka avia atý. Dia nivoaka avy teo anatin' ny afo Sadraka sy Mesaka ary Abednego. | Isaorana anie hianao, ry Tompo Andriamanitry ny razanay; mendrika homen-dera amam-boninahitra mandrakizay ny anaranao; | Béni sois-tu, Seigneur, |