<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 5:7 | The king cried aloud to bring in the astrologers, the |
Dia niantso mafy ny mpanjaka hampiditra ny mpisikidy sy ny Kaldeana ary ny mpanandro. Ary ny mpanjaka niteny ka nanao tamin' ny olon-kendrin' i Babylona hoe: Na zovy na zovy no mahavaky io soratra io sady milaza ny heviny amiko dia hampiakanjoina volomparasy, sy hasiana rojo volamena ny vozony, ary ho isan' ny mpanapaka telo lahy amin' ny fanjakana izy. | Dia niantso mafy ny mpanjaka nampaka ny mpisikidy, ny Kaldeana, ny mpanandro, ary niteny ny mpanjaka, ka nanao tamin' ny olon-kendrin' i Babilona hoe: Na zovy na zovy mahavaky io soratra io, sy mahalaza ny heviny amiko, dia hampitafina jaky, hasiana rojo volamena ny vozony, ary ho mpanapaka fahatelo amin' ny fanjakako izy. | Il manda en criant devins, |