<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 6:21 | Then said |
Ary nony tonga teo amin' ny lavaka izy, dia niantso an' i Daniela tamin' ny feo malahelo; eny, niteny ny mpanjaka ka nanao tamin' i Daniela hoe: Ry Daniela, mpanompon' Andriamanitra velona ô, moa Andriamanitrao Izay tompoinao mandrakariva mahavonjy anao amin' ny liona va? | Nony mby teo akaikin' ny lavaka izy, niantso an' i Daniely tamin' ny feo malahelo, ary niteny ny mpanjaka ka nanao tamin' i Daniely hoe: Ry Daniely mpanompon' Andriamanitra velona ô, nahavonjy anao tamin' ny liona va ny Andriamanitrao tompoinao mandrakariva? | S' approchant de la fosse, il cria à |