<- -> |
[King James Bible] Book of Hosea |
[Baiboly 1865] Hosea |
[Baiboly Katolika] Osea |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Osée |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Hos / Os 12:1 | Efraima manodidina Ahy amin' ny lainga, ary ny taranak' Isiraely amin' ny fitaka; Ary Joda mbola mikarenjy tsy manatona an' Andriamanitra, dia ny Iray Masina sy Mahatoky. | Efraima nanodidina ahy tamin' ny lainga, ary ny taranak' Israely tamin' ny tafika, Joda koa efa tapa-kofehy ny amin' ny momba an' Andriamanitra, ny amin' ny momba an' Ilay Masina izay mahatoky. |