<- -> |
[King James Bible] Book of Hosea |
[Baiboly 1865] Hosea |
[Baiboly Katolika] Osea |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Osée |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Hos / Os 9:11 | As for |
Ny amin' i Efraima, hihelina toy ny voro-manidina ny voninahiny, ka tsy hisy hiteraka, na hanan' anaka, na ho torontoronina. | Nihelina toy ny voromanidina, ny voninahitr' i Efraima; tsy hisy intsony ny hiteraka na hanan' anaka, na ho torontoronina. |