<- -> |
[King James Bible] Book of Amos |
[Baiboly 1865] Amosa |
[Baiboly Katolika] Amosy |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Amos |
||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||
Amo / Am 5:15 | Hate the evil, and love the good, and establish judgment in the gate: it may be that the |
Ankahalao ny ratsy, ka tiavo ny tsara, ary aoreno eo am-pitsarana ny rariny; Angamba Jehovah, Andriamanitry ny maro, hamindra fo amin' izay sisa amin' i Josefa. | Ankahalao ny ratsy, fa ny tsara no tiavo, ary ampanjakao eo am-bavahady indray ny rariny; angamba Iaveh Andriamanitry ny tafika, dia hamindra fo amin' izay sisa amin' i Josefa! | Haïssez le mal, aimez le bien, et faites régner le droit à la |