<-
->

Mat / Mt 26:3 Then assembled together the chief priests, and the scribes, and the elders of the people, unto the palace of the high priest, who was called Caiaphas, Ary tamin' izany dia nivory ny lohan' ny mpisorona sy ny loholona tao an-kianjan' ny tranon' ny mpisoronabe atao hoe Kaiafa. Tamin' izay dia nivory tao an-tranon' ny lehiben' ny mpisorona atao hoe Kaifa ny lohandohan' ny mpisorona sy ny loholona, Alors les grands prêtres et les anciens du peuple s' assemblèrent dans le palais du Grand Prêtre, qui s' appelait Caïphe,