<- -> |
[King James Bible] Letter to the Hebrews |
[Baiboly 1865] Hebreo |
[Baiboly Katolika] Hebrio |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Hébreux |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Heb 11:4 | By faith |
Finoana no nanateran' i Abela ho an' Andriamanitra fanatitra tsara noho ny an' i Kaina, ka izany no nanambarana azy fa marina, satria Andriamanitra no nanambara ny amin' ny fanatitra nataony: ary amin' izany, na dia maty aza izy, dia mbola miteny ihany. | Ny finoana no nanoloran' i Abela tamin' Andriamanitra sorona tsaratsara kokoa noho ny an' i Kaina, sy nilazana azy hoe marina, fa nankatoavin' Andriamanitra ny fanatitra nataony; ary noho izany ihany koa, na dia maty aza izy, dia mbola miteny ihany. | Par la foi, |