<- -> |
[King James Bible] Letter to the Hebrews |
[Baiboly 1865] Hebreo |
[Baiboly Katolika] Hebrio |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Hébreux |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Heb 7:1 | For this |
Fa io Melkizedeka io, izay mpanjakan' i Salema sy mpisoron' Andriamanitra Avo Indrindra, ilay nitsena an' i Abrahama, rehefa niverina avy nandresy ny mpanjaka maro izy ka nitso-drano azy, | Io Melkisedeka io, izay mpanjakan' i Salema, mpisoron' ny Avo indrindra, nitsena an' i Abrahama fony izy avy nandresy mpanjaka maro, nitso-drano azy, | En effet, ce |