<- -> |
[King James Bible] Letter to the Hebrews |
[Baiboly 1865] Hebreo |
[Baiboly Katolika] Hebrio |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Hébreux |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Heb 8:5 | Who serve unto the example and shadow of heavenly things, as |
dia ireo manao fanompoam-pivavahana amin' izay endrika sy aloky ny zavatra any an-danitra, tahaka ny natoron' Andriamanitra an' i Mosesy, rehefa hanao ny tabernakely izy; fa hoy Izy: "Tandremo mba hataonao araka ny endrika izay naseho taminao tao an-tendrombohitra ny zavatra rehetra" (Eks. 25.40). | ireo dia sary sy tandindon' ny any an-danitra fotsiny no fanompoana ataony araka ny natoron' Andriamanitra an' i Moizy ilay efa hanao ny tranolay iny izy hoe: Tandremo mba ho vita araka ny ohatra naseho anao tany an-tendrombohitra ny zavatra rehetra. | ceux-là assurent le service d' une copie et d' une ombre des réalités célestes, ainsi que |