<- -> |
[King James Bible] 3rd Letter of John |
[Baiboly 1865] 3 Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany III |
[Bible de Jérusalem] 3ème Épître de Saint Jean |
||
<-
-> |
|
|||||
3Jn / 3Jo 1:12 | Demetrio dia tsara laza amin' ny olona rehetra sy amin' ny fahamarinana koa; ary izahay koa manambara izany, ary fantatrao fa marina ny fanambaranay. | Milaza soa an' i Demetriosa ny olona rehetra mbamin' ny fahamarinana aza; izahay koa milaza izany, ary fantatrao fa marina ny filazanay. | Quant à |