Toko sy andininy momba Helkiasa

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 18.18 And when they had called to the king, there came out to them Eliakim the son of Hilkiah, which was over the household, and Shebna the scribe, and Joah the son of Asaph the recorder. Ary nony efa niantso ny mpanjaka izy, dia nivoaka ho eo aminy Eliakima, zanak' i Hilkia, izay lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak' i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana. ka niantso ny mpanjaka. Ary Eliasima zanak' i Helkiasa lehiben' ny tao an-dapa no nivoaka nankeo amin' izy ireo, mbamin' i Sobna mpanoratra, Joahe zanak' i Asafa mpitahiry boky. Il appela le roi. Le maître du palais Elyaqim fils de Hilqiyyahu, le secrétaire Shebna et le héraut Yoah fils d' Asaph sortirent à sa rencontre.
...............
2Mp 18.26 Then said Eliakim the son of Hilkiah, and Shebna, and Joah, unto Rabshakeh, Speak, I pray thee, to thy servants in the Syrian language; for we understand it: and talk not with us in the Jews' language in the ears of the people that are on the wall. Dia hoy Eliakima, zanak' i Hilkia, sy Sebna ary Joa tamin-dRabsake: Masìna ianao, teny Syriana no ataovy aminay mpanomponao, fa fantatray ihany izany; fa aza manao teny Jiosy ho ren' ny olona eny ambonin' ny mànda. Dia hoy Eliasima zanak' i Helkiasa sy Sobna ary Joahe amin' ny komandy mpandroso divay: Aoka ho teny arameana no hiresahanao amin' ny mpanomponao, fa hainay izany, fa aza fiteny jodaika no iresahanao aminay, ka azon' ny sofin' ny vahoaka izay eo ambony manda. Elyaqim, Shebna et Yoah dirent au grand échanson : "Je t' en prie, parle à tes serviteurs en araméen, car nous l' entendons, ne nous parle pas en judéen à portée des oreilles du peuple qui est sur le rempart."
...............
2Mp 18.37 Then came Eliakim the son of Hilkiah, which was over the household, and Shebna the scribe, and Joah the son of Asaph the recorder, to Hezekiah with their clothes rent, and told him the words of Rabshakeh. Ary Eliakima, zanak' i Hilkia izay lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak' i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia niditra nankao amin' i Hezekia, sady voatriatra ny fitafiany, ary nilaza taminy ny tenin-dRabsake izy. Dia nankao amin' i Ezekiasa Eliasima zanak' i Helkiasa lehiben' ny tao an-dapa, sy Sobna mpanoratra, ary Joahe zanak' i Asafa mpitahiry boky; voatriatra ny fitafian' izy ireo, ary nolazainy taminy ny tenin' ny mpandroso divay ambony indrindra. Le maître du palais Elyaqim fils de Hilqiyya, le secrétaire Shebna et le héraut Yoah fils d' Asaph vinrent auprès d' Ezéchias, les vêtements déchirés, et ils lui rapportèrent les paroles du grand échanson.
...............
2Mp 22.4 Go up to Hilkiah the high priest, that he may sum the silver which is brought into the house of the Lord, which the keepers of the door have gathered of the people: Miakara any amin' i Hilkia mpisoronabe, hanisany ny vola izay nampidirina ho ao an-tranon' i Jehovah, dia izay nangonin' ny mpiandry varavarana tamin' ny olona; Miakara any amin' i Helkiasa mpisorona lehibe, asaovy ataony an-tànana ny vola naterin' ny olona ao an-tranon' ny Tompo, noraisin' ny mpiandry varavarana avy tamin' ny vahoaka. "Monte, lui dit-il, chez le grand prêtre Hilqiyyahu pour qu' il fonde l' argent qui a été apporté au Temple de Yahvé et que les gardiens du seuil ont recueilli du peuple.
...............
2Mp 22.8 And Hilkiah the high priest said unto Shaphan the scribe, I have found the book of the law in the house of the Lord. And Hilkiah gave the book to Shaphan, and he read it. Dia hoy Hilkia mpisoronabe tamin' i Safana mpanoratra: Ny bokin' ny lalàna dia hitako tao an-tranon' i Jehovah. Dia natolotr' i Hilkia an' i Safana ny boky ka novakiny. Tamin' izay Helkiasa mpisorona lehibe nilaza tamin' i Safana mpanoratra hoe: Hitako tao an-tranon' ny Tompo ny bokin' ny lalàna. Ary natolotr' i Helkiasa an' i Safàna ny boky ka novakiny. Le grand prêtre Hilqiyyahu dit au secrétaire Shaphân : "J' ai trouvé le livre de la Loi dans le Temple de Yahvé." Et Hilqiyyahu donna le livre à Shaphân, qui le lut.
...............
2Mp 22.10 And Shaphan the scribe shewed the king, saying, Hilkiah the priest hath delivered me a book. And Shaphan read it before the king. Ary Safana mpanoratra nilaza koa tamin' ny mpanjaka hoe: Misy boky nomen' i Hilkia mpisorona ahy. Dia novakin' i Safana teo anatrehan' ny mpanjaka ny boky. Izao koa no nampandrenesin' i Safàna mpanoratra ny mpanjaka: Misy boky nomen' i Helkiasa mpisorona ahy; sady novakiny teo anatrehan' ny mpanjaka. Puis le secrétaire Shaphân annonça au roi : "Le prêtre Hilqiyyahu m' a donné un livre" et Shaphân le lut devant le roi.
...............
2Mp 22.12 And the king commanded Hilkiah the priest, and Ahikam the son of Shaphan, and Achbor the son of Michaiah, and Shaphan the scribe, and Asahiah a servant of the king' s, saying, Ary ny mpanjaka nandidy an' i Hilkia mpisorona sy Ahikama, zanak' i Safana, sy Akbora, zanak' i Mikaia, sy Safana mpanoratra ary Asaia, mpanompon' andriana, hoe: sady nanome didy an' i Helkiasa mpisorona, sy Ahikama zanak' i Safàna, sy Akobora zanak' i Mika, sy Safàna mpanoratra, ary Asaiasa mpanompon' ny mpanjaka hoe: Il donna cet ordre au prêtre Hilqiyyahu, à Ahiqam fils de Shaphân, à Akbor fils de Mikaya, au secrétaire Shaphân, et à Asaya, ministre du roi
...............
2Mp 22.14 So Hilkiah the priest, and Ahikam, and Achbor, and Shaphan, and Asahiah, went unto Huldah the prophetess, the wife of Shallum the son of Tikvah, the son of Harhas, keeper of the wardrobe; (now she dwelt in Jerusalem in the college;) and they communed with her. Dia nandeha Hilkia mpisorona sy Ahikama sy Akbora sy Safana ary Asaia ka nankany amin' i Holda mpaminanivavy, vadin' i Saloma, zanak' i Tikva, zanak' i Harasa, mpitahiry ny fitafiana (fa nitoetra tao amin' ny tanàna ambany tany Jerosalema ravehivavy); dia niresaka taminy izy ireo. Dia nandeha Helkiasa mpisorona, Ahikama, Akobora, Safàna, ary Asaiasa nankany amin' i Holda mpaminany vavy vadin' i Seloma, zanak' i Tekoa, zanak' i Araasa mpitahiry ny fitafiana; tao Jerosalema amin' ny faritry ny tanàna faharoa izy no mipetraka. Nony efa niteny taminy izy ireo, Le prêtre Hilqiyyahu, Ahiqam, Akbor, Shaphân et Asaya se rendirent auprès de la prophétesse Hulda, femme de Shallum fils de Tiqva fils de Harhas, le gardien des vêtements; elle habitait à Jérusalem dans la ville neuve. Ils lui exposèrent la chose
...............
2Mp 23.4 And the king commanded Hilkiah the high priest, and the priests of the second order, and the keepers of the door, to bring forth out of the temple of the Lord all the vessels that were made for Baal, and for the grove, and for all the host of heaven: and he burned them without Jerusalem in the fields of Kidron, and carried the ashes of them unto Bethel. Ary ny mpanjaka nandidy an' i Hilkia mpisoronabe sy ireo mpisorona manarakaraka ary ny mpiandry varavarana hamoaka ny fanaka rehetra izay natao ho an' i Bala sy Astarta ary ho an' izay rehetra eny amin' ny lanitra hiala amin' ny tempolin' i Jehovah; ka nodorany tany ivelan' i Jerosalema teny amin' ny saha amoron' i Kidrona ireny, ary nentiny ho any Betela ny vovony. Dia nandidy an' i Helkiasa mpisorona lehibe, sy ny mpisorona amin' ny ambaratonga faharoa ary ny mpiandry varavarana, ny mpanjaka, hamoaka ho eo ivelan' ny tempolin' ny Tompo ny fanaka rehetra natao ho an' i Baala, sy Astarte mbamin' ny tafiky ny lanitra rehetra; nodorany tany ivelan' i Jerosalema any amin' ny sahan' i Sedrona ireny, ary nasainy nentina ho any Betela ny vovony. Le roi ordonna à Hilqiyyahu, au prêtre en second et aux gardiens du seuil de retirer du sanctuaire de Yahvé tous les objets de culte qui avaient été faits pour Baal, pour Ashéra et pour toute l' armée du ciel; il les brûla en dehors de Jérusalem, dans les champs du Cédron, et porta leur cendre à Béthel.
...............
2Mp 23.24 Moreover the workers with familiar spirits, and the wizards, and the images, and the idols, and all the abominations that were spied in the land of Judah and in Jerusalem, did Josiah put away, that he might perform the words of the law which were written in the book that Hilkiah the priest found in the house of the Lord. Ary ny nanao azy ho tsindrian-javatra sy ny mpanao hatsarana sy ny terafima sy ny sampy ary ny fahavetavetana rehetra izay hita tany amin' ny tany Joda sy tany Jerosalema dia nesorin' i Josia koa, mba hanatanterahana ny tenin' ny lalàna voasoratra ao amin' ilay boky hitan' i Hilkia mpisorona tao an-tranon' i Jehovah. Nofoanan' i Josiasa koa ny mpiantso ny maty sy mpanao ody, mbamin' ny terafima, ny sampy, ny fahavetavetana rehetra hita tany amin' ny tanin' i Jodà sy tao Jerosalema mba hanatanterahana ny tenin' ny lalàna, voasoratra ao amin' ilay boky hitan' i Jelkiasa mpisorona, tao an-tranon' ny Tompo. De plus, les nécromants et les devins, les dieux domestiques et les idoles, et toutes les horreurs qu' on pouvait voir dans le pays de Juda et à Jérusalem, Josias les fit disparaître, en exécution des paroles de la Loi inscrites au livre qu' avait trouvé le prêtre Hilqiyyahu dans le Temple de Yahvé.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 5.39 ary Saloma niteraka an' i Hilkia; ary Hilkia niteraka an' i Azaria; Seloma niteraka an' i Helkiasa, Helkiasa niteraka an' i Azariasa, Shallum engendra Hil-qiyya, Hilqiyya engendra Azarya,
...............
1Tt / 1Tan 6.30 Shimea his son, Haggiah his son, Asaiah his son. zanakalahin' i Hasabia, zanakalahin' i Amazia, zanakalahin' i Hilkia, zanak' i Hosabiasa, zanak' i Amasiasa, zanak' i Helkiasa, fils de Hashabya, fils d' Amaçya, fils de Hilqiyya,
...............
1Tt / 1Tan 9.11 And Azariah the son of Hilkiah, the son of Meshullam, the son of Zadok, the son of Meraioth, the son of Ahitub, the ruler of the house of God; sy Azaria, zanak' i Hilkia, zanak' i Mesolama, zanak' i Zadoka, zanak' i Meraiota, zanak' i Ahitoba, mpanapaka ny tranon' Andriamanitra, Azariasa, zanak' i Helkiasa, zanak' i Mosalama, zanak' i Sadaoka, zanak' i Maraiota, zanak' i Akitoba, mpanapaka ny tranon' Andriamanitra; Azarya fils de Hilqiyya, fils de Meshullam, fils de Sadoq, fils de Merayot, fils d' Ahitub, chef du Temple de Dieu.
...............
1Tt / 1Tan 26.11 Hilkiah the second, Tebaliah the third, Zechariah the fourth: all the sons and brethren of Hosah were thirteen. sy Hilkia, lahiaivo, sy Tebalia, fahatelo, ary Zakaria, fahefatra; ny zanakalahin' i Hosa sy ny rahalahiny rehetra dia telo ambin' ny folo. Helkiasa faharoa, Tabeliasa fahatelo, Zakariasa fahefatra. Telo ambin' ny folo izy no tontalin' ny zanaka aman-drahalahin' i Hosa. Hilqiyya était le second, Tebalyahu le troisième, Zekaryahu le quatrième. Treize en tout, fils et frères de Hosa.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 34.9 And when they came to Hilkiah the high priest, they delivered the money that was brought into the house of God, which the Levites that kept the doors had gathered of the hand of Manasseh and Ephraim, and of all the remnant of Israel, and of all Judah and Benjamin; and they returned to Jerusalem. Ary rehefa tonga teo amin' i Hilkia mpisoronabe izy, dia natolony ny vola izay nampidirina tao an-tranon' Andriamanitra, izay efa nangonin' ny Levita, mpiandry varavarana, tamin' ny Manase sy ny Efraima sy ny sisa rehetra tamin' ny Isiraely, ary tamin' ny Joda sy ny Benjamina rehetra sy ny mponina tany Jerosalema. Nankao amin' i Helkiasa mpisorona lehibe ireo, nanolotra ny vola naterina tao an-tranon' Andriamanitra, nangonin' ireo Levita mpiandry varavarana avy tamin' i Manase sy Efraima, mbamin' Israely rehetra sy Jodà rehetra ary Benjamina sy ny mponina ao Jerosalema. Ils allèrent remettre à Hilqiyyahu, le grand prêtre, l' argent qui avait été apporté au Temple de Dieu et que les lévites gardiens du seuil avaient recueilli : l' argent provenait de Manassé, d'Éphraïm, de tout le reste d' Israël, ainsi que de tous les Judéens et Benjaminites qui habitaient Jérusalem.
...............
2Tt / 2Tan 34.14 And when they brought out the money that was brought into the house of the Lord, Hilkiah the priest found a book of the law of the Lord given by Moses. Ary raha namoaka ny vola izay nampidirina tao an-tranon' i Jehovah izy, Hilkia mpisorona dia nahita ny bokin' ny lalàn' i Jehovah, ilay nampilazaina an' i Mosesy. Tamin' ny fotoana namoahana ny vola voahatitra tao an-tranon' ny Tompo, dia hitan' i Helkiasa mpisorona, ny bokin' ny lalàn' ny Tompo nomena tamin' ny alalan' i Moizy. Quand on retira l' argent déposé au Temple de Yahvé, le prêtre Hilqiyyahu trouva le livre de la Loi de Yahvé transmise par Moïse.
2Tt / 2Tan 34.15 And Hilkiah answered and said to Shaphan the scribe, I have found the book of the law in the house of the Lord. And Hilkiah delivered the book to Shaphan. Ary niteny Hilkia ka nanao tamin' i Safana mpanoratra hoe: Ny bokin' ny lalàna dia hitako tao an-tranon' i Jehovah. Dia natolotr' i Hilkia an' i Safana ny boky. Ka hoy Helkiasa niteny tamin' i Safàna mpanoratra: Hitako tao an-tranon' ny Tompo ny bokin' ny lalàna; ary natolotr' i Helkiasa an' i Safàna ny boky. Hilqiyyahu prit la parole et dit au secrétaire Shaphân : " J' ai trouvé le livre de la Loi dans le Temple de Yahvé. " Et Hilqiyyahu donna le livre à Shaphân.
...............
2Tt / 2Tan 34.18 Then Shaphan the scribe told the king, saying, Hilkiah the priest hath given me a book. And Shaphan read it before the king. Ary Safana mpanoratra nilaza koa tamin' ny mpanjaka hoe: Misy boky nomen' i Hilkia mpisorona ahy. Dia novakin' i Safana teo anatrehan' ny mpanjaka ny boky. Misy boky nomen' i Helkiasa mpisorona ahy; sady namaky teo amin' ny boky teo anatrehan' ny mpanjaka izy. Puis le secrétaire Shaphân annonça au roi : " Le prêtre Hilqiyyahu m' a donné un livre "; et Shaphân y fit une lecture devant le roi.
...............
2Tt / 2Tan 34.20 And the king commanded Hilkiah, and Ahikam the son of Shaphan, and Abdon the son of Micah, and Shaphan the scribe, and Asaiah a servant of the king' s, saying, sady nandidy an' i Hilkia sy Ahikama, zanak' i Safana, sy Abdona, zanak' i Mika, sy Safana mpanoratra ary Asaia, mpanompon' andriana, ka nanao hoe: ka nanome didy an' i Helkiasa, Ahikama zanak' i Safàna, Abdòna zanak' i Mikà, Safàna mpanoratra, ary Asaà mpanompon' ny mpanjaka hoe: Il donna cet ordre à Hilqiyyahu, à Ahiqam fils de Shaphân, à Abdôn fils de Mika, au secrétaire Shaphân et à Asaya, ministre du roi :
...............
2Tt / 2Tan 34.22 And Hilkiah, and they that the king had appointed, went to Huldah the prophetess, the wife of Shallum the son of Tikvath, the son of Hasrah, keeper of the wardrobe; (now she dwelt in Jerusalem in the college:) and they spake to her to that effect. Ary Hilkia sy izay notendren' ny mpanjaka dia nankany amin' i Holda mpaminanivavy, vadin' i Saloma, zanak' i Tokehata, zanak' i Hasra, mpitahiry ny fitafiana (fa nitoetra tany Jerosalema tao amin' ny tanàna ambany ravehivavy) ary niresaka izany taminy izy ireo. Dia lasa Helkiasa mbamin' ireo voatendrin' ny mpanjaka, nankany amin' i Holdà mpaminany vavy, vadin' i Seloma, zanak' i Tekoata, zanak' i Hasrà, mpitahiry ny fitafiana. Tao Jerosalema amin' ny faritany faharoa ravehivavy no nitoetra. Nony voalazan' izy ireo taminy ny nanirahana azy, dia izao no nalazany azy ireo: Hilqiyyahu et les gens du roi se rendirent auprès de la prophétesse Hulda, femme de Shallum, fils de Toqhat, fils de Hasra, la gardien des vêtements; elle habitait à Jérusalem dans la ville neuve. Ils lui parlèrent en ce sens
...............
2Tt / 2Tan 35.8 And his princes gave willingly unto the people, to the priests, and to the Levites: Hilkiah and Zechariah and Jehiel, rulers of the house of God, gave unto the priests for the passover offerings two thousand and six hundred small cattle and three hundred oxen. Ary ny mpanapaka nanome an-tsitrapo ho an' ny olona sy ho an' ny mpisorona sy ny Levita. Ary Hilkia sy Zakaria sy Jehiela, mpanapaka ny tranon' Andriamanitra, nanome ondry aman' osy enin-jato amby roa arivo ho an' ny mpisorona hatao Paska ary omby telon-jato. Ny lehibe nanolotra fanomezana an-tsitra-po ho an' ny vahoaka sy ny mpisorona ary ny Levita. Helkiasa, Zakariasa ary Jahiela, filohany ao an-tranon' ny Tompo nanome zanak' ondry enin-jato sy roa arivo sy omby telon-jato, ho an' ny mpisorona, hanaovana ny Paka. Ses officiers firent aussi un prélèvement en offrande volontaire pour le peuple, pour les prêtres et les lévites. Hilqiyyahu, Zekaryahu et Yehiel, chefs du Temple de Dieu, donnèrent aux prêtres, en victimes pascales, deux mille six cents têtes de petit bétail et trois cents boeufs.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
Ezr / Esd 7.1 Now after these things, in the reign of Artaxerxes king of Persia, Ezra the son of Seraiah, the son of Azariah, the son of Hilkiah, Ary rehefa afaka izany, tamin' ny nanjakan' i Artaksersesy, mpanjakan' i Persia, dia niakatra Ezra, zanak' i Seraia, zanak' i Azaria, zanak' i Hilklay Taty aorian' ireo zava-niseho ireo, tamin' ny andro nanjakan' i Artakserksesa mpanjakan' i Persa kosa indray, Esdrasa, zanak' i Saraiasa, zanak' i Azariasa, zanak' i Helkiasa, Après ces événements, sous le règne d' Artaxerxès, roi de Perse, Esdras, fils de Seraya, fils de Azarya, fils de Hilqiyya,

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
Neh / Ne 1.1 The words of Nehemiah the son of Hachaliah. And it came to pass in the month Chisleu, in the twentieth year, as I was in Shushan the palace, Ny tantaran' i Nehemia, zanak' i Hakalia. Tamin' ny volana Kisleo tamin' ny taona faharoa-polo, raha tany an-dapa any Sosana aho, Tenin' i Nehemia zanak' i Helkiasa. Tamin' ny volana Kasleo, taona faha-roapolo, raha tao an-dapa, tany Sosa aho, Paroles de Néhémie, fils de Hakalya. Au mois de Kisleu, la vingtième année, comme je me trouvais dans la citadelle de Suse,
...............
Neh / Ne 8.4 And Ezra the scribe stood upon a pulpit of wood, which they had made for the purpose; and beside him stood Mattithiah, and Shema, and Anaiah, and Urijah, and Hilkiah, and Maaseiah, on his right hand; and on his left hand, Pedaiah, and Mishael, and Malchiah, and Hashum, and Hashbadana, Zechariah, and Meshullam. Ary Ezra mpanora-dalàna nitsangana teo ambonin' ny lampihazo fitoriana, izay efa natao ho fitoriana izany; ary Matitia sy Sema sy Anaia sy Oria sy Hilkia ary Mahaseia no nitsangana teo anilany ankavanana; ary Pedaia sy Misaela sy Malkia sy Hasoma sy Hasbadana sy Zakaria ary Mesolama no teo anilany ankavia kosa. Teo ambony lampihazo vao narafitra hanaovana izany, no nitsangana Esdrasa mpanora-dalàna, ary ireto no teo anilany: ao an-kavanany, Matatiasa, Semeiasa, Aniasa, Oria, Helkiasa, Maasiasa; teo an-kaviany, Fadaiasa, Misaela, Melkiasa, Hasoma, Hasbadanà, Zakaria, Mosolama. Le scribe Esdras se tenait sur une estrade de bois, construite pour la circonstance; près de lui se tenaient : à sa droite, Mattitya, Shéma, Anaya, Uriyya, Hilqiyya et Maaséya, et, à sa gauche, Pedaya, Mishaèl, Malkiyya, Hashum, Hashbaddana, Zekarya et Meshullam.
...............
Neh / Ne 10.2 Seraiah, Azariah, Jeremiah, Ary ny nanisy tombo-kase dia Nehemia governora, zanak' i Hakalia, sy Zedekia, Ireto izy no nanisy ny tombo-kaseny avy: Nehemia, governora zanak' i Helkiasa, Sur le document scellé figuraient Néhémie fils de Hakalya et Cidqiyya,
...............
Neh / Ne 11.11 Seraiah the son of Hilkiah, the son of Meshullam, the son of Zadok, the son of Meraioth, the son of Ahitub, was the ruler of the house of God. Ary Seraia, zanak' i Hilkia, zanak' i Mesolama, zanak' i Zadoka, zanak' i Meraiota, zanak' i Ahitoba, no mpanapaka ny tranon' Andriamanitra. Jasina, Saraiasa zanak' i Helkiasa, zanak' i Mosolama, zanak' i Sadaoka, zanak' i Meraiota, zanak' i Akitoba, andriandahy amin' ny tranon' Andriamanitra, Seraya, fils d' Hilqiyya, fils de Meshullam, fils de Sadoq, fils de Merayot, fils d' Ahitub, chef du Temple de Dieu,
...............
Neh / Ne 12.7 Sallu, Amok, Hilkiah, Jedaiah. These were the chief of the priests and of their brethren in the days of Jeshua. Salo, Amoka, Hilkia ary Jedaia. Ireo no lohan' ny mpisorona sy ny rahalahiny tamin' ny andron' i Jesoa. Seloma, Amòka, Helkiasa, Idaiasa. Ireo no lehiben' ny mpisorona mbamin' ireo rahalahiny, tamin' ny andron' i Josoe. Sallu, Amoq, Hilqiyya, Yedaya. Tels étaient les chefs des prêtres, et leurs frères, au temps de Josué,
...............
Neh / Ne 12.21 Of Hilkiah, Hashabiah; of Jedaiah, Nethaneel. ny avy tamin' i Hilkia dia Hasabia; ny avy tamin' i Jedaia dia Netanela. Hasabiasa, avy amin' i Heliasa; Natanaela avy amin' i Idaiasa. famille de Hilqiyya : Hashabya; famille de Yedaya : Netanéel.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 22.20 And it shall come to pass in that day, that I will call my servant Eliakim the son of Hilkiah: Ary amin' izany andro izany dia hantsoiko kosa Eliakima mpanompoko, zanak' i Hilkia; Ary iza no hitranga amin' izany andro izany: Hiantso ny mpanompoko aho, dia Eliasima zanak' i Helkiasa, Et le même jour, j' appellerai mon serviteur Élyaqim fils de Hilqiyyahu.
...............
Isa / Iz 36.3 Then came forth unto him Eliakim, Hilkiah' s son, which was over the house, and Shebna the scribe, and Joah, Asaph' s son, the recorder. Ary Eliakima, zanak' i Hilkia, izay lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak' i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia nivoaka ho ao aminy. Dia nanatona azy Eliasima, zanak' i Helkiasa lehiben' ny tao an-dapa, nomban' i Sobnà mpanoratra, ary Joahe zanak' i Asafa, mpitahiry ny bokim-panjakana. Le maître du palais Élyaqim, fils de Hilqiyyahu, le secrétaire Shebna et le héraut Yoah, fils d' Asaph, sortirent à sa rencontre.
...............
Isa / Iz 36.22 Then came Eliakim, the son of Hilkiah, that was over the household, and Shebna the scribe, and Joah, the son of Asaph, the recorder, to Hezekiah with their clothes rent, and told him the words of Rabshakeh. Ary Eliakima, zanak' i Hilkia, izay lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak' i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia niditra nankao amin' i Hezekia, sady voatriatra ny fitafiany, ary nilaza taminy ny tenin-dRabsake izy. Dia nankany amin' i Ezekiasa Eliasima zanak' i Elkiasa lehiben' ny ao an-dapa, sy Sobnà mpanoratra, ary Joahe zanak' i Asafa mpitahiry ny bokim-panjakana, ka nambarany taminy ny tenin' ny lehiben' ny mpandroso divay, ary samy voatriatra ny fitafiany. Le maître du palais Élyaqim, fils de Hilqiyyahu, le secrétaire Shebna et le héraut Yoah, fils d' Asaph, vinrent auprès d'Ézéchias, les vêtements déchirés, et ils lui rapportèrent les paroles du grand échanson.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
Jer / Jr 1.1 The words of Jeremiah the son of Hilkiah, of the priests that were in Anathoth in the land of Benjamin: Ny tenin' i Jeremia, zanak' i Hilkia, isan' ny mpisorona tao Anatota, tamin' ny tanin' ny Benjamina, Tenin' i Jeremia, zanak' i Helkiasy, iray amin' ireo mpisorona any Anatota, amin' ny tanin' i Benjamina. Paroles de Jérémie, fils de Hilqiyyahu, l' un des prêtres résidant à Anatot, en territoire de Benjamin.
...............
Jer / Jr 29.3 By the hand of Elasah the son of Shaphan, and Gemariah the son of Hilkiah, (whom Zedekiah king of Judah sent unto Babylon to Nebuchadnezzar king of Babylon) saying, dia ilay teny nampitondrainy an' i Elasa, zanak' i Safana, sy Gemaria, zanak' i Hilkia, izay nirahin' i Zedekia, mpanjakan' ny Joda, ho any Babylona, ho any amin' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, nanao hoe: taratasy nampitondrainy tamin' ny alàlan' i Elasa, zanak' i Safana, sy Gamariasa, zanak' i Helkiasa, izay nirahin' i Sedesiasa, mpanjakan' i Jodà, ho any Babilona, amin' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, ka hoy ny taratasy hoe: Elle fut portée par Eléasa, fils de Shaphân, et Gemarya, fils de Hilqiyya, que Sédécias, roi de Juda, avait envoyés à Babylone, auprès de Nabuchodonosor, roi de Babylone. La lettre disait

      Baroka Livre de Baruch
Bar 1.1 Izao no teny ao amin' ny boky nosoratan' i Baròka, zanak' i Neriasa, zanak' i Maasiasa, zanak' i Sedekiasa, zanak' i Sedeì, zanak' i Helkiasa, tany Babilona, Voici les paroles du livre qu'écrivit à Babylone Baruch, fils de Nérias, fils de Maasias, fils de Sédécias, fils d' Asadias, fils d' Helcias,
...............
Bar 1.7 dia nampitondrainy ho any Jerosalema amin' i Joakima, zanak' i Helkiasa, zanak' i Saloma, mpisorona, sy amin' ny mpisorona sasany mbamin' ny vahoaka rehetra niara-nitoetra taminy tany Jerosalema. et on l' envoya à Jérusalem au prêtre Joaqim, fils d' Helcias, fils de Salom, ainsi qu' aux autres prêtres et à tout le peuple qui se trouvait avec lui à Jérusalem.

  Book of Daniel Daniela Daniely Livre de Daniel
...............
Dan / Da 13.2 nanambady vehivavy anankiray, atao hoe Sozana, zanakavavin' i Helkiasa, sady tsara tarehy tokoa, no natahotra an' Andriamanitra,
...............
Dan / Da 13.29 Hoy izy ireo teo anatrehan' ny vahoaka: Ampanalao Sozana, zanak' i Helkiasa sy vadin' i Joakima. Dia naniraka haka azy niaraka tamin' izay ny olona.
...............
Dan / Da 13.63 Helkiasa sy ny vadiny, mbamin' i Joakima vadin-drazazavavy, sy ny havany rehetra, satria tsy nahitana zava-mahafa-baraka kely akory razazavavy.