|
|
|
|

Toko sy andininy momba Ada

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 4.19 And Lamech took unto him two wives: the name of the one was Adah, and the name of the other Zillah. Ary Lameka nampirafy roa: ny anaran' ny anankiray Ada, ary ny anaran' ny anankiray Zila. Nampirafy roa Lameka; Adà no anaran' ny anankiray, ary Selà no anaran' ilay faharoa. Lamek prit deux femmes : le nom de la première était Ada et le nom de la seconde Çilla.
Gen / Jen 4.20 And Adah bare Jabal: he was the father of such as dwell in tents, and of such as have cattle. Ary Ada niteraka an' i Jabala; izy no rain' ny mpitoetra an-day, mpiandry omby aman' ondry. Adà niteraka an' i Jabela; izy no rain' ireo mpitoetra an-day sy ao afovoan' ny biby fiompy. Ada enfanta Yabal : il fut l' ancêtre de ceux qui vivent sous la tente et ont des troupeaux.
...............
Gen / Jen 4.23 And Lamech said unto his wives, Adah and Zillah, Hear my voice; ye wives of Lamech, hearken unto my speech: for I have slain a man to my wounding, and a young man to my hurt. Ary hoy Lameka tamin' ny vadiny: Ry Ada sy Zila ô, mihainoa ny feoko; Ry vadin' i Lameka, mitandrema ny teniko: Efa namono lehilahy aho noho ny feriko, Ary tovolahy noho ny faharatrako. Ary hoy Lameka tamin' ireo vadiny: Mandrenesa ny feoko, ry Adà sy Selà; Henoy ny teniko, ry vadin' i Lameka; Nahafaty lehilahy iray aho, noho ny feriko; Ary tovolahy iray, noho ny ratrako. Lamek dit à ses femmes : Ada et Çilla, entendez ma voix, femmes de Lamek, écoutez ma parole : J' ai tué un homme pour une blessure, un enfant pour une meurtrissure.
...............
Gen / Jen 36.2 Esau took his wives of the daughters of Canaan; Adah the daughter of Elon the Hittite, and Aholibamah the daughter of Anah the daughter of Zibeon the Hivite; Esao naka vady tamin' ny zanakavavin' ny Kananita, dia Ada, zanak' i Elona Hetita, sy Oholibama, zanak' i Ana, zanakavavin' i Zibona Hivita, Adà, zanakavavin' i Elona, Heteana, Oolibamà, zanakavavin' i Anà, zanakavavin' i Sebeona, Heveana; Ésaü prit ses femmes parmi les filles de Canaan : Ada, la fille d'Élôn le Hittite, Oholibama, la fille d' Ana, fils de Çibéôn le Horite,
...............
Gen / Jen 36.4 And Adah bare to Esau Eliphaz; and Bashemath bare Reuel; Ary Ada niteraka an' i Elifaza tamin' i Esao; ary Basemata niteraka an' i Regoela; Ka ny naterak' i Adà, tamin' i Esao dia Elifaza; ny naterak' i Basemata dia Rahoely; Ada enfanta à Ésaü Éliphaz, Basmat enfanta Réuel,
...............
Gen / Jen 36.10 These are the names of Esau' s sons; Eliphaz the son of Adah the wife of Esau, Reuel the son of Bashemath the wife of Esau. Ny anaran' ny zanakalahin' i Esao dia izao: Elifaza, zanak' i Ada, vadin' i Esao, sy Regoela, zanak' i Basemata, vadin' i Esao. Ny anaran' ny zanakalahin' i Esao, dia izao: Elifaza, zanak' i Adà, vadin' i Esao; Rahoely, zanak' i Basemata, vadin' i Esao. Voici les noms des fils d'Ésaü : Éliphaz, le fils d' Ada, femme d'Ésaü, et Réuel, le fils de Basmat, femme d'Ésaü.
...............
Gen / Jen 36.12 And Timna was concubine to Eliphaz Esau' s son; and she bare to Eliphaz Amalek: these were the sons of Adah Esau' s wife. Ary Timna no vaditsindranon' i Elifaza, zanakalahin' i Esao; ary niteraka an' i Amaleka tamin' i Elifaza izy. Ireo no zanakalahin' i Ada, vadin' i Esao. Tamnà, vaditsindranon' i Elifaza, zanak' i Esao, niteraka an' i Amaleka tamin' i Elifaza. Ireo no zanakalahin' i Adà, vadin' i Esao. Éliphaz, fils d'Ésaü, eut pour concubine Timna et elle lui enfanta Amaleq. Tels sont les fils d' Ada, la femme d'Ésaü.
...............
Gen / Jen 36.16 Duke Korah, duke Gatam, and duke Amalek: these are the dukes that came of Eliphaz in the land of Edom; these were the sons of Adah. sy Kora loham-pireneny sy Gatama loham-pireneny ary Amaleka loham-pireneny. Ireo no loham-pireneny avy tamin' i Elifaza tany amin' ny tany Edoma; ireo no zanak' i Ada. Kore, loham-pirenena; Gathama, loham-pirenena; Amaleka, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena avy amin' i Elifaza amin' i Edoma. Zanak' i Adà ireo. le chef Gatam, le chef Amaleq. Tels sont les chefs d'Éliphaz au pays d'Édom, tels sont les fils d' Ada.