|
|
Joshua |
Josoa |
Josoe |
Livre de Josué |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 13.25 |
And their coast was Jazer>, and all the cities of Gilead>, and half the land of the children of Ammon>, unto Aroer> that is before Rabbah; |
Ary ny faritaniny dia Jazera sy ny tanàna rehetra any Gileada ary ny antsasaky ny tanin' ny taranak' i Amona, hatrany Aroera, izay tandrifin' i Raba, |
ka izao no faritaniny: Jasera, ny tanànan' i Galaada rehetra, ny antsasaky ny tanin' ny taranak' i Amona, hatrany Aroera tandrifin' i Rabà, |
Ils eurent pour territoire Yazèr>, toutes les villes de Galaad>, la moitié du pays des Ammonites> jusqu'à Aroèr> qui est en face de Rabba, |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 15.60 |
Kirjathbaal>, which is Kirjathjearim>, and Rabbah; two cities with their villages: |
sy Kiriata-bala (Kiriata-jearima izany) sy Raba; tanàna roa sy ny zana-bohiny. |
Kariat-Baala, dia Kariat-Jearima izany ary Arebà: tanàna roa sy ny zanabohiny. |
Qiryat-Baal> - c' est Qiryat-Yéarim> - et Ha-Rabba : deux villes avec leurs villages. |
|
|
2nd Samuel |
2 Samoela |
Samoela II |
2ème Livre de Samuel |
2Sm / 2Sam 11.1 |
And it came to pass, after the year was expired, at the time when kings go forth to battle, that David> sent Joab>, and his servants with him, and all Israel>; and they destroyed the children of Ammon>, and besieged Rabbah. But David> tarried still at Jerusalem>. |
Ary rehefa niherina ny taona, ka mby amin' ny andro fandehanan' ny mpanjaka hiady, dia naniraka an' i Joaba sy ny mpanompony ary ny Isiraely rehetra Davida, ka nandringana ny taranak' i Amona ireo sady nanao fahirano an' i Raha; fa Davida kosa nijanona tany Jerosalema ihany. |
Tamin' ny fitsingerenan' ny taona, nony mby amin' ny fotoana fandehanan' ny mpanjaka hiady, dia nalefan' i Davida Joaba mbamin' ny mpanompony sy Israely rehetra, ka nofongoran' ireo ny taranak' i Amona, ary nataony fahirano Rabà; fa Davida kosa nijanona tany Jerosalema ihany. |
Au retour de l' année, au temps où les rois se mettent en campagne, David> envoya Joab> et avec lui sa garde et tout Israël> : ils massacrèrent les Ammonites> et mirent le siège devant Rabba. Cependant David> restait à Jérusalem>. |
... | ... | ... | ... | ... |
2Sm / 2Sam 12.27 |
And Joab> sent messengers to David>, and said, I have fought against Rabbah, and have taken the city of waters. |
Ary Joaba naniraka olona tany amin' i Davida nanao hoe: Namely an' i Raba aho ka nahafaka ny tanàna misy rano. |
Ka naniraka olona tany amin' i Davida Joaba hanao aminy hoe: Nataoko fahirano Rabà, ary efa afako ny tanànan' ny rano. |
Joab> envoya alors des messagers à David> pour dire : " J' ai attaqué Rabba, je me suis emparé de la ville des eaux. |
... | ... | ... | ... | ... |
2Sm / 2Sam 12.29 |
And David> gathered all the people together, and went to Rabbah, and fought against it, and took it. |
Ary Davida namory ny vahoaka rehetra, dia nankany Raba ka namely azy ary nahafaka azy. |
Dia novorin' i Davida ny vahoaka rehetra ary nankany Rabà izy namely azy ka nahazo azy. |
David> rassembla toute l' armée et alla à Rabba, il donna l' assaut à la ville et s' en empara. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
1Tt / 1Tan 20.1 |
And it came to pass, that after the year was expired, at the time that kings go out to battle, Joab> led forth the power of the army, and wasted the country of the children of Ammon>, and came and besieged Rabbah. But David> tarried at Jerusalem>. And Joab> smote Rabbah, and destroyed it. |
Ary rehefa niherina ny taona, ka mby amin' ny andro fandehanan' ny mpanjaka hiady, dia nitondra ny miaramila rehetra Joaba ka nandrava ny tanin' ny taranak' i Amona, dia tonga izy ka nanao fahirano an' i Raba; fa Davida kosa nijanona tany Jerosalema ihany. Ary Joaba nahafaka an' i Raba, ka dia nandrava azy. |
Tamin' ny fitsingerenan' ny taona, nony mby tamin' ny fotoana fiaingan' ny mpanjaka handeha hiady, dia nitarika tafika tsy anerany Joaba, ka nandrava ny tanin' ny taranak' i Amona, sy tonga nanao fahirano an' i Rabà; fa Davida kosa nijanona tao Jerosalema. Noresen' i Joaba Rabà, sady noravany. |
Au retour de l' année, au temps où les rois se mettent en campagne, Joab> emmena les troupes et ravagea le pays des Ammonites>. Puis il vint mettre le siège devant Rabba, tandis que David> restait à Jérusalem>. Joab> abattit Rabba et la démantela. |
|
|
Book of Jeremiah |
Jeremia |
Jeremia |
Livre de Jérémie |
... | ... | ... | ... | ... |
Jer / Jr 49.3 |
Howl, O Heshbon>, for Ai> is spoiled: cry, ye daughters of Rabbah, gird you with sackcloth; lament, and run to and fro by the hedges; for their king shall go into captivity, and his priests and his princes together. |
Midradradradrà, ry Hesbona, fa rava Ay! Mitaraina, ianareo zanakavavin' i Raba! Misikina lamba fisaonana ianareo; Manaova fisaonana, ary mivoivoiza eo anaty fefy; Fa lasan-ko babo ny mpanjakany, dia ny mpisorony sy ireo mpanapaka azy. |
Migogogogoa, ry Hesebona, fa voaroba Hai; Midradradradrà, ry zanakavavin' i Rabah, misikina lasàka, migogogogoa; mivoivoiza manaraka ny fefy; fa nentin-ko sesi-tany Melkoma, mbamin' ny mpisorony amam-panapaka miaraka aminy koa. |
Gémis, Heshbôn>, parce qu' Ar> a été dévastée. Hurlez, filles de Rabba! revêtez-vous de sacs, élevez> la lamentation, errez dans les enclos! Car Milkom> va partir en exil avec ses prêtres et ses princes tous ensemble. |
|
|
Book of Ezekiel |
Ezekiela |
Ezekiela |
Livre d'Ezéchiel |
... | ... | ... | ... | ... |
Eze / Ez 25.5 |
And I will make Rabbah a stable for camels, and the Ammonites> a couching place for flocks: and ye shall know that I am the Lord>. |
Ary Raba dia hataoko tany fitoeran' ny rameva, ary ny taranak' i Amona ho tany fandrian' ny ondry aman' osy; Ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah. |
Ary Rabata hataoko tany fihinanan-drameva; ary ny tanin' ny taranak' i Amona ho valan' ondry, dia ho fantatrareo fa Iaveh aho. |
Je ferai de Rabba un parc à chameaux et des villes d' Amon> un bercail de brebis. Et vous saurez que je suis Yahvé>. |
|
|
Book of Amos |
Amosa |
Amosy |
Livre d'Amos |
... | ... | ... | ... | ... |
Amo / Am 1.14 |
But I will kindle a fire in the wall of Rabbah, and it shall devour the palaces thereof, with shouting in the day of battle, with a tempest in the day of the whirlwind: |
Fa hampirehitra afo ao amin' ny mandan' i Raba Aho, ka handevona ny tranobeny izany, sady hisy akora amin' ny andro iadiana sy rivo-mahery amin' ny andron' ny tadio; |
hampirehitra afo ao ambonin' ny mandan' i Rabaha aho, ka handevona ny lapany izany, eo amin' ny akoran' ady toy ny amin' ny andro iadiana, sy eo amin' ny rivo-mahery mitambolombolona amin' ny andron' ny tafio-drivotra. |
je mettrai le feu au rempart de Rabba et il dévorera ses palais, dans la clameur, en un jour de bataille, dans la tempête, en un jour d' ouragan; |