Toko sy andininy momba Astarte

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 1.4 After he had slain Sihon the king of the Amorites, which dwelt in Heshbon, and Og the king of Bashan, which dwelt at Astaroth in Edrei: rehefa namono an' i Sihona, mpanjakan' ny Amorita, ilay nonina tao Hesbona, sy Oga, mpanjakan' i Basana, ilay nonina tao Astarta tany Edrehy, izy. dia nony efa nandresy an' i Sehona mpanjakan' ny Amoreana, izay nonina tao Hesebona, sy Oga mpanjakan' i Basàna, izay nonina tao Atarota sy Edraia. Il avait battu Sihôn, roi des Amorites qui résidait à Heshbôn, et Og, roi du Bashân, qui résidait à Ashtarot et à Édréï.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 9.10 And all that he did to the two kings of the Amorites, that were beyond Jordan, to Sihon king of Heshbon, and to Og king of Bashan, which was at Ashtaroth. ary izay rehetra nataony tamin' ny mpanjaka roa tamin' ny Amorita, izay tany an-dafin' i Jordana, dia Sihona, mpanjakan' i Hesbona, sy Oga, mpanjakan' i Basana, izay tany Astarta. ary ny nanaovany ny mpanjakan' ny Amoreana roa lahy tany an-dafin' i Jordany, dia Sehona mpanjakan' i Hasebona sy Oga mpanjakan' i Basàna, izay nonina tany Astarota. et de tout ce qu' il a fait aux deux rois des Amorites qui vivaient au-delà du Jourdain, Sihôn, roi de Heshbôn, et Og, roi du Bashân, qui vivait à Ashtarot.
...............
Jos 12.4 And the coast of Og king of Bashan, which was of the remnant of the giants, that dwelt at Ashtaroth and at Edrei, Ary azony koa ny tanin' i Oga, mpanjakan' i Basana, isan' ny Refaita sisa, izay nitoetra tany Astarta sy Edrehy, Ny tanin' i Oga, mpanjakan' i Basàna, isan' ny sisan' ny Refaima nonina tao Astarota sy Edraia: Og, roi du Bashân, un des derniers Rephaïm, qui habitait à Ashtarot et à Édréï,
...............
Jos 13.12 All the kingdom of Og in Bashan, which reigned in Ashtaroth and in Edrei, who remained of the remnant of the giants: for these did Moses smite, and cast them out. dia ny fanjakana rehetra an' i Oga tany Basana, izay nanjaka tany Astarta sy Edrehy (izy ihany no sisa tamin' ny Refaita); fa resin' i Mosesy ireny ka noroahiny. ny fanjakana rehetra tany Basana an' i Oga, izay nanjaka tany Astarota sy tany Edraia; izy io no hany sisa tamin' ny Refaima: resin' i Moizy ireo mpanjaka ireo ka noroahiny. et dans le Bashân, tout le royaume de Og qui avait régné à Ashtarot et à Édréï, et fut le dernier survivant des Rephaïm. Moïse avait vaincu et dépossédé ces deux rois.
...............
Jos 13.31 And half Gilead, and Ashtaroth, and Edrei, cities of the kingdom of Og in Bashan, were pertaining unto the children of Machir the son of Manasseh, even to the one half of the children of Machir by their families. Ary ny antsasak' i Gileada sy Astarta ary Edrehy, tanàna amin' ny fanjakan' i Oga any Basana, dia an' ny taranak' i Makira, zanak' i Manase, dia ho an' ny antsasaky ny taranak' i Makira araka ny fokony. Ny antsasak' i Galaada sy Astarota ary Edraia, tanàna amin' ny fanjakan' i Oga, any Basàna, dia nomena ny taranak' i Makira zanak' i Manase, dia ny antsasaky ny taranak' i Makira, araka ny fianakaviany. La moitié de Galaad ainsi qu' Ashtarot et Édréï, villes royales de Og en Bashân, passèrent aux fils de Makir, fils de Manassé, à la moitié des fils de Makir selon leurs clans.

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 2.13 And they forsook the Lord, and served Baal and Ashtaroth. Eny, nahafoy an' i Jehovah izy ka nanampo an' i Bala sy Astarta. Fa Iaveh nilaozany, ary Baala sy ny Astarte notompoiny. ils délaissèrent Yahvé pour servir le Baal et les Astartés.
...............
Mts / Mpits 10.6 And the children of Israel did evil again in the sight of the Lord, and served Baalim, and Ashtaroth, and the gods of Syria, and the gods of Zidon, and the gods of Moab, and the gods of the children of Ammon, and the gods of the Philistines, and forsook the Lord, and served not him. Ary ny Zanak' Isiraely dia nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah indray ka nanompo ireo Bala sy Astarta sy ny andriamanitr' i Syria sy ny andriamanitr' i Sidona sy ny andriamanitr' i Moaba sy ny andriamanitry ny taranak' i Amona ary ny andriamanitry ny Filistina, dia nahafoy an' i Jehovah izy ka tsy nanompo Azy. Ary nanao izay ratsy eo imason' ny Tompo ny zanak' Israely. Izy ireo nanompo ny Baala sy ny Astarte, ny andriamanitr' i Siria, ny andriamanitr' i Sidona, ny andriamanitr' i Moaba, ny andriamanitry ny taranak' i Amona, ary ny andriamanitry ny Filistina, ary nandao an' ny Tompo sy tsy nanompo azy intsony. Les Israélites recommencèrent à faire ce qui est mal aux yeux de Yahvé. Ils servirent les Baals et les Astartés, ainsi que les dieux d' Aram et de Sidon, les dieux de Moab, ceux des Ammonites et des Philistins. Ils abandonnèrent Yahvé et ne le servirent plus.

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 7.3 And Samuel spake unto all the house of Israel, saying, If ye do return unto the Lord with all your hearts, then put away the strange gods and Ashtaroth from among you, and prepare your hearts unto the Lord, and serve him only: and he will deliver you out of the hand of the Philistines. Ary hoy Samoela tamin' ny taranak' Isiraely rehetra: Raha miverina amin' i Jehovah amin' ny fonareo rehetra tokoa ary ianareo, dia ario hiala aminareo ny andriamani-kafa sy ireo Astarta, ka ampiomany ny fonareo ho an' i Jehovah, ary aoka Izy ihany no hotompoinareo, dia hamonjy anareo amin' ny tanan' ny Filistina Izy. Ka hoy Samoela tamin' ny tranon' Israely rehetra: Raha miverina amin' ny Tompo amin' ny fonareo rehetra tokoa hianareo, dia esory hiala eo aminareo ny andriamani-kafa sy ny Astarte, ary araiketo mafy amin' ny Tompo ny fonareo, ka izy irery ihany no tompoy, ka hanafaka anareo amin' ny tànan' ny Filistina izy. Alors Samuel parla ainsi à toute la maison d' Israël : " Si c' est de tout votre coeur que vous revenez à Yahvé, écartez les dieux étrangers du milieu de vous, et les Astartés, fixez votre coeur en Yahvé et ne servez que lui : alors il vous délivrera de la main des Philistins. "
1Sm / 1Sam 7.4 Then the children of Israel did put away Baalim and Ashtaroth, and served the Lord only. Dia nanary ireo Bala sy Astarta ny Zanak' Isiraely ka nanompo an' i Jehovah irery ihany. Dia nesorin' ny taranak' Israely teo aminy ny Baala sy ny Astarte, ka Iaveh irery ihany no notompoiny. Les Israélites écartèrent donc les Baals et les Astartés et ne servirent que Yahvé.
...............
1Sm / 1Sam 12.10 And they cried unto the Lord, and said, We have sinned, because we have forsaken the Lord, and have served Baalim and Ashtaroth: but now deliver us out of the hand of our enemies, and we will serve thee. Dia nitaraina tamin' i Jehovah izy ka nanao hoe: Efa nanota izahay, fa efa nahafoy an' i Jehovah ka nanompo ireo Bala sy Astarta, nefa ankehitriny vonjeo amin' ny tanan' ny fahavalonay izahay, dia hanompo Anao. Dia nitaraina tamin' ny Tompo izy ireo nanao hoe: Nanota izahay, fa nandao an' ny Tompo sy nanompo ny Baala sy ny Astarte! Fa izao dia afaho amin' ny tànan' ny fahavalonay izahay ary hanompo anao! Ils crièrent vers Yahvé : "Nous avons péché, dirent-ils, car nous avons abandonné Yahvé et servi les Baals et les Astartés. Maintenant, délivre-nous de la main de nos ennemis et nous te servirons! "
...............
1Sm / 1Sam 31.10 And they put his armour in the house of Ashtaroth: and they fastened his body to the wall of Bethshan. Dia napetrany tao amin' ny tranon' i Astarta ny fiadiany; ary ny fatiny nohomboany teo amin' ny màndan' i Beti-sana. Ny fiadian' i Saola napetrany tao amin' ny tempolin' i Astarte ary ny fatiny napetany teo amin' ny mandan' i Betsàna. Ils déposèrent ses armes dans le temple d' Astarté; quant à son corps, ils l' attachèrent au rempart de Bet-Shân.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 11.5 For Solomon went after Ashtoreth the goddess of the Zidonians, and after Milcom the abomination of the Ammonites. Fa Solomona nanaraka an' i Astarta, andriamani-bavin' ny Sidoniana, sy Milkoma, fahavetavetan' ny Amonita. fa nanaraka an' i Astarte andriamani-bavin' ny Sidoniana Salomona, sy an' i Melkoma, fahavetavetan' ny Amonita. Salomon suivit Astarté, la divinité des Sidoniens, et Milkom, l' abomination des Ammonites.
...............
1Mp 11.33 Because that they have forsaken me, and have worshipped Ashtoreth the goddess of the Zidonians, Chemosh the god of the Moabites, and Milcom the god of the children of Ammon, and have not walked in my ways, to do that which is right in mine eyes, and to keep my statutes and my judgments, as did David his father. satria efa nahafoy Ahy izy ka niankohoka teo anatrehan' i Astarta, andriamani-bavin' ny Sidoniana, sy Kemosy andriamanitr' i Moaba, ary Milkoma, andriamanitry ny taranak' i Amona, fa tsy nandeha tamin' ny lalako hanao izay mahitsy eo imasoko sy hitandrina ny didiko sy ny fitsipiko tahaka an' i Davida rainy. Ary ny anton' izany dia noho izy ireo efa nandao ahy ka niankohoka teo anatrehan' i Astarte, andriamanibavin' ny Sidoniana, sy teo anatrehan' i Melkoma, andriamanitry ny taranak' i Amona, ary noho izy ireo tsy nandeha tamin' ny làlako, mba hanao izay mahitsy eo imasoko sy hitandrina ny didy amam-pitsipiko, tahaka ny nataon' i Davida rain' i Salomona. C' est qu' il m' a délaissé, qu' il s' est prosterné devant Astarté, la déesse des Sidoniens, Kemosh, le dieu de Moab, Milkom, le dieu des Ammonites, et qu' il n' a pas suivi mes voies, en faisant ce qui est juste à mes yeux, ni mes lois et mes ordonnances, comme son père David.
...............
1Mp 15.13 And also Maachah his mother, even her he removed from being queen, because she had made an idol in a grove; and Asa destroyed her idol, and burnt it by the brook Kidron. Ary na dia Imaka reniny aza dia naetriny tsy ho andriambavy, satria efa nanao sampy ho an' ny Aseraha; ary Asa nikapa ny sampiny ka nandoro azy tao an-dohasahan-driaka Kidrona. Maakà reniny aza, naongany amin' ny maha-renin' ny mpanjaka azy, satria nanao sampy vetaveta ho an' i Astarte. Nazeran' i Asà ny sampiny vetaveta, dia nodorany teo amin' ny ranon-driaka Sedròna. Même il enleva à sa grand-mère la dignité de Grande Dame, parce qu' elle avait fait une horreur pour Ashéra ; Asa abattit son horreur et la brûla dans la vallée du Cédron.
...............
1Mp 18.19 Now therefore send, and gather to me all Israel unto mount Carmel, and the prophets of Baal four hundred and fifty, and the prophets of the groves four hundred, which eat at Jezebel' s table. Ary ankehitriny maniraha hamory ny Isiraely rehetra hihaona amiko any an-tendrombohitra Karmela, ary ny mpaminanin' i Bala dimam-polo amby efa-jato sy ny mpaminanin' ny Aseraha efa-jato, izay mihinana eo amin' ny latabatr' i Jezebela. Koa ankehitriny, maniraha olona hamory an' Israely rehetra ao amiko, any an-tendrombohitra Karmela, mbamin' ny mpaminanin' i Baala dimampolo amby efa-jato sy ny mpaminanin' i Astarte efa-jato, izay mihinana amin' ny latabatr' i Jezabela. Maintenant, envoie rassembler tout Israël près de moi sur le mont Carmel, avec les quatre cent cinquante prophètes de Baal, qui mangent à la table de Jézabel. "

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 21.7 And he set a graven image of the grove that he had made in the house, of which the Lord said to David, and to Solomon his son, In this house, and in Jerusalem, which I have chosen out of all tribes of Israel, will I put my name for ever: Ary ny sarin' i Astarta izay nataony dia napetrany tao amin' ny trano nolazain' i Jehovah tamin' i Davida sy Solomona zanany hoe: Ato amin' ity trano ity sy eto Jerosalema, izay nofidiko tamin' ny firenen' Isiraely rehetra, no hasiako ny anarako mandrakizay. Ny sampin' i Astarte nataony, napetrany tao amin' ny trano izay nolazain' ny Tompo tamin' i Davida sy Salomona zanany hoe: Ato amin' ity trano ity, sy eto Jerosalema izay nofidiko tamin' ny fokon' Israely rehetra, no hametrahako ny anarako mandrakizay. Il plaça l' idole d' Ashéra, qu' il avait faite, dans le Temple au sujet duquel Yahvé avait dit à David et à son fils Salomon "Dans ce Temple et dans Jérusalem, la ville que j' ai choisie dans toutes les tribus d' Israël, je placerai mon Nom à jamais.
...............
2Mp 23.4 And the king commanded Hilkiah the high priest, and the priests of the second order, and the keepers of the door, to bring forth out of the temple of the Lord all the vessels that were made for Baal, and for the grove, and for all the host of heaven: and he burned them without Jerusalem in the fields of Kidron, and carried the ashes of them unto Bethel. Ary ny mpanjaka nandidy an' i Hilkia mpisoronabe sy ireo mpisorona manarakaraka ary ny mpiandry varavarana hamoaka ny fanaka rehetra izay natao ho an' i Bala sy Astarta ary ho an' izay rehetra eny amin' ny lanitra hiala amin' ny tempolin' i Jehovah; ka nodorany tany ivelan' i Jerosalema teny amin' ny saha amoron' i Kidrona ireny, ary nentiny ho any Betela ny vovony. Dia nandidy an' i Helkiasa mpisorona lehibe, sy ny mpisorona amin' ny ambaratonga faharoa ary ny mpiandry varavarana, ny mpanjaka, hamoaka ho eo ivelan' ny tempolin' ny Tompo ny fanaka rehetra natao ho an' i Baala, sy Astarte mbamin' ny tafiky ny lanitra rehetra; nodorany tany ivelan' i Jerosalema any amin' ny sahan' i Sedrona ireny, ary nasainy nentina ho any Betela ny vovony. Le roi ordonna à Hilqiyyahu, au prêtre en second et aux gardiens du seuil de retirer du sanctuaire de Yahvé tous les objets de culte qui avaient été faits pour Baal, pour Ashéra et pour toute l' armée du ciel; il les brûla en dehors de Jérusalem, dans les champs du Cédron, et porta leur cendre à Béthel.
...............
2Mp 23.7 And he brake down the houses of the sodomites, that were by the house of the Lord, where the women wove hangings for the grove. Ary noravany ny tranon' ny olona nanolo-tena hijangajanga ho fanompoan-tsampy izay teo amin' ny tranon' i Jehovah, dia ireo nanenoman' ny vehivavy lay ho an' i Astarta. Noravany ny tranon' ireo olona nanolo-tena hijangajanga izay nitoetra tao an-tranon' ny Tompo, izay nanenoman' ny vehivavy lay ho an' i Astarte. Il démolit la demeure des prostitués sacrés, qui était dans le Temple de Yahvé et où les femmes tissaient des voiles pour Ashéra.
...............
2Mp 23.13 And the high places that were before Jerusalem, which were on the right hand of the mount of corruption, which Solomon the king of Israel had builded for Ashtoreth the abomination of the Zidonians, and for Chemosh the abomination of the Moabites, and for Milcom the abomination of the children of Ammon, did the king defile. Ary nolotoin' ny mpanjaka ireo fitoerana avo izay teo anoloan' i Jerosalema, teo amin' ny ankavanan' ny tendrombohitra nahitan-doza, dia ireo nataon' i Solomona, mpanjakan' ny Isiraely, ho an' i Astarta, fa havetavetan' ny Sidoniana, sy ho an' i Kemosy, fahavetavetan' i Moaba, ary ho an' i Milkoma, fahavetavetan' ny taranak' i Amona. Nolotoin' ny mpanjaka ireo fitoerana avo tandrifin' i Jerosalema, amin' ny an-kavanan' ny Tendrombohitra Fahaverezana, naorin' i Salomona mpanjakan' Israely, ho an' i Astarte fahavetavetan' ny Sidoniana sy ho an' i Kamosa fahavetavetan' ny zanak' i Amona; Les hauts lieux qui étaient en face de Jérusalem, au sud du mont des Oliviers, et que Salomon roi d' Israël avait bâtis pour Astarté, l' horreur des Sidoniens, pour Kemosh, l' horreur des Moabites, et pour Milkom, l' abomination des Ammonites, le roi les profana.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 6.56 But the fields of the city, and the villages thereof, they gave to Caleb the son of Jephunneh. Ary ny an' ny taranak' i Gersona dia Golana any Basana sy ny tany manodidina azy ary Astarta, sy ny tany manodidina azy avy tamin' ny antsasaky ny firenen' i Manase; Ny nomena ny taranak' i Gersoma avy amin' ny fianakavian' ny antsasa-pokon' i Manase: Gaolona any Basòna, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy; Astarota mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy; Pour les fils de Gershom, on prit, sur les clans de la demi-tribu de Manassé, Golân en Bashân et ses pâturages, Ashtarot et ses pâturages, -

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 15.16 And also concerning Maachah the mother of Asa the king, he removed her from being queen, because she had made an idol in a grove: and Asa cut down her idol, and stamped it, and burnt it at the brook Kidron. Ary na dia Imaka, renin' i Asa mpanjaka, aza dia naetriny tsy ho andriambavy, satria efa nanao sampy ho an' ny Aseraha izy; ary Asa nikapa ny sampiny, dia nanorotoro ka nandoro azy tao amin' ny lohasahan-driaka Kidrona. Ka Maakà reniny aza, dia naongan' i Asà mpanjaka, tamin' ny fiandrianany amin' ny maha-renin' Andriamanjaka azy, noho izy nanao sampy vetaveta ho an' i Astarte. Nazeran' i Asà ny sampiny rehetra dia notorotoroiny ho vovoka sy nodorany tao an-dranon-driaka Sedròna. Même Maaka, grand-mère du roi Asa, se vit retirer par lui la dignité de Grande Dame, parce qu' elle avait fait une horreur pour Ashéra; Asa abattit son horreur, la réduisit en poudre et la brûla dans la vallée du Cédron.