Toko sy andininy momba Romana

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
1M 8.1 Ary nisy ren' i Jodasa nilaza ny amin' ny Romana: Mahery an' ady izy ireo, hoy ny olona taminy, manisy soa an' izay rehetra mifikitra miandany aminy izy, manao fihavanana amin' izay rehetra manatona azy izy, ary mahery an' ady izy. Or Judas entendit parler des Romains. Ils étaient, disait-on, puissants, bienveillants aussi envers tous ceux qui s' attachaient à leur cause, accordant leur amitié à quiconque s' adressait à eux.
...............
1M 8.9 Nanao fikasana hamely sy handrava azy ireo, ry zareo tany Gresy; fa nony nandre izany ny Romana, Ceux de la Grèce ayant formé le dessein d' aller les exterminer,
...............
1M 8.22 ka izao no kopian' ny fanekena nosoratan' ny Romana tamin' ny takela-barahina sy nalefany ho any Jerosalema hapetraka any, ho tsangam-baton' ny fanekena amam-pihavanana. Voici la copie de la lettre qu' ils gravèrent sur des tables de bronze et envoyèrent à Jérusalem pour y être chez les Juifs un document de paix et d' alliance
1M 8.23 Hoambinina mandrakizay anie ny Romana sy ny firenena Jody, na ambony ranomasina na an-tanety! Ho lavitra azy anie ny sabatra amam-pahavalo! "Prospérité aux Romains et à la nation des Juifs sur mer et sur terre à jamais! Loin d' eux le glaive et l' ennemi!
1M 8.24 Raha manan' ady aloha ny Romana na ny iray amin' ireo mpihavana aminy, ao anatin' izao fanjakany manontolo izao, S' il arrive une guerre, à Rome d' abord, ou à quelqu' un de ses alliés sur toute l'étendue de sa domination,
...............
1M 8.26 Ka izay miady amin' izany, tsy homeny na hamononany vary, na fiadiana, na vola, na sambo. Izany no sitrapon' ny Romana; ary hotanterahin' ny Jody ny zavatra nekeny, nefa tsy handray na inona na inona izy. ils ne donneront aux adversaires et ne leur fourniront ni blé, ni armes, ni argent, ni vaisseaux : ainsi en a décidé Rome, et ils garderont leurs engagements sans recevoir de garantie.
1M 8.27 Torak' izany koa, raha manana ady aloha ny firenena Jody, dia hiara-miady aminy, amin' ny fony tokoa, araka izay azony atao amin' izany fotoana izany ny Romana; De même, s' il arrive d' abord une guerre à la nation des Juifs, les Romains combattront avec elle de toute leur âme, suivant ce que leur dicteront les circonstances.
...............
1M 8.29 Izany ny zavatra tapaka natao tao amin' ny faneken' ny Romana sy ny firenena Jody. C' est en ces termes que les Romains ont conclu leur convention avec le peuple des Juifs.
1M 12.1 Hitan' i Jonatasa fa fotoana tsara tamin' izay, ka nifidy olona izy, nalefany tany Roma, hanamafy sy hanavao ny fihavanan' ny Jody amin' ny Romana. Jonathan, voyant que les circonstances lui étaient favorables, choisit des hommes qu' il envoya à Rome pour confirmer et renouveler l' amitié avec les Romains.
...............
1M 12.16 Izany no nifidiananay an' i Nomeniosa zanak' i Antiokosa sy Antipatera zanak' i Jasona, ka nanirahanay azy ireo ho any amin' ny Romana mba hanavao ny fihavanana amam-panekena taloha amin' izy ireo. Nous avons donc choisi Nouménios, fils d' Antiochos, et Antipater, fils de Jason, et nous les avons envoyés aux Romains pour renouveler l' amitié et l' alliance qui nous unissaient à eux auparavant.
...............
1M 14.40 Satria reny fa hoe ny Romana dia niantso ny Jody ho sakaiza aman-kavana ary rahalahy, sady nandray tamim-panajana ny irak' i Simona. Le roi en effet avait appris que les Romains appelaient les Juifs amis, alliés et frères, qu' ils avaient reçu avec honneur les ambassadeurs de Simon,
...............
1M 15.16 Losiosa konsilin' ny Romana manoratra ho an' i Ptolemea mpanjaka: Arahaba! "Lucius, consul des Romains, au roi Ptolémée, salut.

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 4.11 Nofoanany ny fanafahana nomen' ny mpanjaka nentin' ny halemem-panahy ho an' ny Jody, noho ny nataon' i Joany, zanak' i Eopolema, izay nalefa ho ambasadaoro hanao fanekem-pihavanana sy fisakaizana amin' ny Romana; dia noravany ny sata ara-dalàna, fa ny fomba manohitra ny lalàna no naoriny. Il supprima les franchises que les rois, par philanthropie, avaient accordées aux Juifs grâce à l' entremise de Jean, père de cet Eupolème qui sera envoyé en ambassade pour conclure un traité d' amitié et d' alliance avec les Romains; détruisant les institutions légitimes, Jason inaugura des usages contraires à la Loi.
...............
2M 8.10 Natoky mihitsy Nikanora fa hahavonona talenta roa arivo ho an' ny mpanjaka amin' ny vidim-babo halaina ao amin' i Jodea izay tentin' ny hetra haloa amin' ny Romana. Nikanor comptait, à part lui, acquitter au moyen de la vente des Juifs qu' on ferait prisonniers, le tribut de 2.000 talents dû par le roi aux Romains.
...............
2M 8.36 Ilay izy nampanantena hanefa ny sisan' ny hetra haloa amin' ny Romana, amin' ny vidim-babo avy any Jerosalema teo iny indrindra, no nilaza am-pahibemaso fa manana an' Andriamanitra ho mpiaro azy ny Jody, ka tsy mety maratra izy amin' izany; satria mankatò ny lalàna nandidiany azy izy ireo. Et celui qui avait promis aux Romains de réaliser un tribut avec le prix des captifs de Jérusalem proclama que les Juifs avaient un défenseur, que les Juifs étaient invulnérables par cela même qu' ils suivaient les lois que lui-même avait dictées.
...............
2M 11.34 Ny Romana koa nampitondra taratasy ho an' ny Jody, araka izao: Kointosa Memmiosa sy Titosa Manliosa, iraky ny Romana, maniry fiadanana ho an' ny Jody. Les Romains adressèrent aussi aux Juifs une lettre de cette teneur : "Quintus Memmius, Titus Manilius, Manius Sergius, légats romains, au peuple des Juifs, salut.

  The Gospel according to John Jaona Joany L'Évangile selon Saint Jean
...............
Jao / Jo 11.48 If we let him thus alone, all men will believe on him: and the Romans shall come and take away both our place and nation. Raha avelantsika hanao toy izany ihany Izy, dia hino Azy avokoa ny olona rehetra; ary ho avy ny Romana ka handrava ny fonenantsika sy ny firenentsika. Raha avelantsika hanao ihany izy, dia hino azy ny olona rehetra, ka ho avy ny Romana dia haka ny tanànantsika sy ny firenentsika. Si nous le laissons ainsi tous croiront en lui, et les Romains viendront et ils supprimeront notre Lieu Saint et notre nation. "
...............
Jao / Jo 19.20 This title then read many of the Jews: for the place where Jesus was crucified was nigh to the city: and it was written in Hebrew, and Greek, and Latin. Ary izany anarana izany dia novakin' ny Jiosy maro, fa akaikin' ny tanàna ny tany izay nanomboana an' i Jesosy tamin' ny hazo fijaliana; ary voasoratra tamin' ny teny Hebreo sy Romana sy Grika izany. Betsaka ny Jody namaky io soratra io, fa akaikin' ny tanàna ny toerana namantsihana an' i Jeso; sady vita tamin' ny teny hebrio sy greka ary latina ny soratra. Cet écriteau, beaucoup de Juifs le lurent, car le lieu où Jésus fut mis en croix était proche de la ville, et c'était écrit en hébreu, en latin et en grec.

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 16.21 And teach customs, which are not lawful for us to receive, neither to observe, being Romans. ka mampianatra fanao tsy mety horaisintsika na hataontsika, fa Romana isika. Jody izy ireo ary mampianatra fanao tsy azontsika raisina na arahina velively, noho ny maha-Romana antsika. et ils prêchent des usages qu' il ne nous est permis, à nous Romains, ni d' accepter ni de suivre. "
...............
Asa 16.37 But Paul said unto them, They have beaten us openly uncondemned, being Romans, and have cast us into prison; and now do they thrust us out privily? nay verily; but let them come themselves and fetch us out. Fa hoy Paoly taminy: Efa nokapohiny tsy voatsara teo amin' ny miharihary izahay, kanefa Romana izahay, ka nataony tao an-tranomaizina, ary ankehitriny moa mamoaka anay mangingina va izy? Tsia, fa aoka izy ihany ho hankatý hamoaka anay. Fa hoy Paoly taminy: Lehilahy Romana izahay, nefa sady nokapohina ampahibemaso tsy voatsara no natao an-tranomaizina koa indray, ka dia ho azony havoaka an-tsokosoko fotsiny izao ve? Tsy azo atao izany, fa aoka ny tenany no hankatý handefa anay. Mais Paul dit aux licteurs : " Ils nous ont fait battre en public et sans jugement, nous, des citoyens romains, et ils nous ont jetés en prison. Et maintenant, c' est à la dérobée qu' ils nous font sortir ! Eh bien, non ! Qu' ils viennent eux-mêmes nous libérer. "
Asa 16.38 And the serjeants told these words unto the magistrates: and they feared, when they heard that they were Romans. Ary ny mpitan-defona nilaza izany teny izany tamin' ireo governora; dia natahotra izy, raha nahare fa Romana izy roa lahy. Dia nolazain' ny mpitan-defona tamin' ny lehibe izany teny izany, ka natahotra izy ireo nony nandre fa hoe Romana izy roa lahy. Les licteurs rapportèrent ces paroles aux stratèges. Effrayés en apprenant qu' ils étaient citoyens romains,
...............
Asa 22.25 And as they bound him with thongs, Paul said unto the centurion that stood by, Is it lawful for you to scourge a man that is a Roman, and uncondemned? Ary raha namatotra azy tamin' ny kofehy hoditra izy, dia hoy Paoly tamin' ny kapiteny izay hitsangana teo: Mety aminareo va ny mikapoka lehilahy Romana izay tsy mbola nohelohina? Ary efa voafatotra tamin' ny anja-koditra sahady i Paoly vao nilaza tamin' ny kapiteny izay nanatrika teo hoe: Moa mahazo mikapoka lehilahy Romana mbola tsy voaheloka akory va hianareo? Quand on l' eut attaché avec les courroies, Paul dit au centurion de service : " Un citoyen romain, et qui n' a même pas été jugé, vous est-il permis de lui appliquer le fouet ? "
Asa 22.26 When the centurion heard that, he went and told the chief captain, saying, Take heed what thou doest: for this man is a Roman. Ary ny kapiteny, nony nahare, dia lasa nilaza tamin' ny mpifehy arivo ka nanao hoe: Inona izao hataonao izao? fa Romana io lehilahy io. Nony nandre izany ny kapiteny, dia lasa nankany amin' ny komandy, nilaza hoe: Inona ity hataonao? fa Romana io lehilahy io. A ces mots, le centurion alla trouver le tribun pour le prévenir : " Que vas-tu faire ? Cet homme est citoyen romain. "
Asa 22.27 Then the chief captain came, and said unto him, Tell me, art thou a Roman? He said, Yea. Dia nankeo aminy ny mpifehy arivo ka nanao taminy hoe: Lazao amiko: Romana va ianao? Dia hoy izy: Eny. Dia nanatona an' i Paoly ny komandy, ka nanao taminy hoe: Etsy ange, moa Romana va hianao? Ary hoy izy: Eny. Le tribun vint donc demander à Paul : " Dis-moi, tu es citoyen romain ? " - " Oui ", répondit-il.
...............
Asa 22.29 Then straightway they departed from him which should have examined him: and the chief captain also was afraid, after he knew that he was a Roman, and because he had bound him. Dia nandao azy faingana ireo olona efa hanadina azy; ary ny mpifehy arivo natahotra koa, rehefa nahalala azy fa Romana, satria efa nampamatotra azy izy. Niaraka tamin' izay, dia nihataka ry zareo nivono-kampijaly azy; ary natahotra mbamin' ny komandy aza nony nahalala fa Romana i Paoly, noho ity izy efa nampamatotra azy. Aussitôt donc, ceux qui allaient le mettre à la question s'écartèrent de lui et le tribun lui-même eut peur, sachant que c'était un citoyen romain qu' il avait chargé de chaînes.
...............
Asa 23.27 This man was taken of the Jews, and should have been killed of them: then came I with an army, and rescued him, having understood that he was a Roman. Ity lehilahy ity dia nosamborin' ny Jiosy ka efa saiky novonoiny; fa nony fantatro fa Romana izy, dia nitondra ny miaramila aho ka namonjy azy. Nosamborin' ny Jody ity lehilahy ity, ary efa ndeha hovonoiny; nefa nony fantatro fa hoe Romana izy, dia nitondra miaramila aho ka nanafaka azy. L' homme que voici avait été pris par les Juifs, et ils allaient le tuer, quand j' arrivai avec la troupe et le leur arrachai, ayant appris qu' il était citoyen romain.
...............
Asa 25.16 To whom I answered, It is not the manner of the Romans to deliver any man to die, before that he which is accused have the accusers face to face, and have licence to answer for himself concerning the crime laid against him. Fa namaly azy kosa aho hoe: Tsy fanaon' ny Romana ny manolotra olona, raha tsy mbola mifanatrika ny ampangaina sy ny mpiampanga, ka mahazo mandahatra hanala tsiny ny tenany ny amin' izay niampangan' ireo azy izy. Fa hoy ny navaliko azy ireo: Tsy fanaon' ny Romana ny manameloka olona raha tsy efa nifanatrika tamin' ny mpiampanga azy ny ampangaina, ka nahazo nanala tsiny ny tenany amin' izay iampangana azy. Je leur ai répondu que les Romains n' ont pas l' habitude de céder un homme avant que, ayant été accusé, il ait eu ses accusateurs en face de lui et qu' on lui ait donné la possibilité de se défendre contre l' inculpation.
...............
Asa 28.17 And it came to pass, that after three days Paul called the chief of the Jews together: and when they were come together, he said unto them, Men and brethren, though I have committed nothing against the people, or customs of our fathers, yet was I delivered prisoner from Jerusalem into the hands of the Romans. Ary rehefa afaka hateloana, dia nampanalain' i Paoly hiangona izay lohandohany tamin' ny Jiosy; ary rehefa niangona ireo, dia hoy izy taminy: Ry rahalahy, izaho dia mpifatotra avy tany Jerosalema natolotra teo an-tànan' ny Romana, na dia tsy diso tamin' ny firenentsika aza, na tamin' ny fanaon-drazana; Nony afaka hateloana, dia nampiantsoin' i Paoly ny lohandohan' ny Jody, ka nony tafavory izy ireo dia hoy izy taminy: Ry rahalahy, izaho dia nafatotra hatrany Jerosalema sy natolotra teo an-tànan' ny Romana, na dia tsy nanao na inona na inona manohitra ny firenentsika sy ny fanaon-drazantsika aza. Trois jours après, il convoqua les notables juifs. Lorsqu' ils furent réunis, il leur dit : " Frères, alors que je n' avais rien fait contre notre peuple ni contre les coutumes des pères, j' ai été arrêté à Jérusalem et livré aux mains des Romains.