Toko sy andininy momba Roma

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 1.11 Nisy solofom-paharatsiana anankiray nivoaka avy amin' ireo mpanjaka ireo, dia Antiokosa Epifana, zanak' i Antiokosa mpanjaka, izay natao antoka tany Roma, sy tonga mpanjaka tamin' ny fahafito amby telopolo amby zato taonan' ny fanjakan' ny Greka. En ces jours-là surgit d' Israël une génération de vauriens qui séduisirent beaucoup de personnes en disant : "Allons, faisons alliance avec les nations qui nous entourent, car depuis que nous nous sommes séparés d' elles, bien des maux nous sont advenus."
1M 7.1 Tamin' ny taona faharaika amby dimampolo amby zato, nitsoaka avy ao an-tanànan' i Roma Demetriosa zanak' i Seleokosa, ka teo amin' ny tanàna anankiray amoron-dranomasina no nitodiany nomban' olona vitsivitsy, ary teo izy naka ny anarana hoe mpanjaka. L' année 151, Démétrius fils de Séleucus quitta Rome, et aborda avec un petit nombre d' hommes dans une ville maritime où il inaugura son règne.
...............
1M 8.17 Ary Jodasa nifidy an' i Eopolema zanak' i Joany, zanak' i Akosa, sy Jasona zanak' i Eleazara, ka naniraka an' ireo ho any Roma, hanao raharaham-pihavanana amam-pisakaizana amin' izy ireo, Ayant choisi Eupolème, fils de Jean, de la maison d' Akkôs, et Jason, fils d' Eléazar, Judas les envoya à Rome conclure avec les Romains amitié et alliance,
...............
1M 8.19 Dia lasa nankany Roma ireo, nandeha lalan-davitra dia lavitra. Nony tafiditra tao amin' ny parlemanta izy, dia nandaha-teny toy izao: Ils arrivèrent à Rome au bout d' un très long voyage et, entrés au Sénat, ils prirent la parole en ces termes
...............
1M 8.28 ka ny miaramila mpanampy tsy hiantoham-bary na fiadiana, na vola, na sambo. Izany no sitra-pon' i Roma ka izay nekeny dia hotanterahiny tsy misy fitaka. Il ne sera donné aux assaillants ni blé, ni armes, ni argent, ni vaisseaux : ainsi en a décidé Rome, et ils garderont leurs engagements sans dol.
1M 12.1 Hitan' i Jonatasa fa fotoana tsara tamin' izay, ka nifidy olona izy, nalefany tany Roma, hanamafy sy hanavao ny fihavanan' ny Jody amin' ny Romana. Jonathan, voyant que les circonstances lui étaient favorables, choisit des hommes qu' il envoya à Rome pour confirmer et renouveler l' amitié avec les Romains.
...............
1M 12.3 Dia nankany Roma ireo, ka niditra tao amin' ny parlamenta, nanao hoe: Nirahin' i Jonatasa mpisorona lehibe sy ny firenena Jody ho aty aminareo izahay hanavao ny fihavanana amam-panekena amin' izy ireo toy ny teo aloha. Ils se rendirent donc à Rome, entrèrent au Sénat et dirent "Jonathan le grand prêtre et la nation des Juifs nous ont envoyés renouveler l' amitié et l' alliance avec eux telles qu' elles étaient auparavant."
...............
1M 14.16 Nony re tany Roma sy hatrany Sparta fa hoe, maty Jonatasa, dia nalahelo mafy ry zareo tany. Lorsqu' on apprit à Rome, et jusqu'à Sparte, que Jonathan était mort, on en fut profondément affligé.
...............
1M 14.24 Taty aorian' izany, nalefan' i Simona ho any Roma Nomeniosa nitondra ampinga volamena lehibe, lanjan' arivo mina, mba hahazo antoka ny fanekena amin' izy ireo. Après cela, Simon envoya Nouménios à Rome avec un grand bouclier d' or du poids de mille mines, pour confirmer l' alliance avec eux.
...............
1M 15.15 Tamin' izany no tonga avy any an-tanànan' i Roma Nomeniosa sy ireo nanaraka azy, nitondra taratasy ho an' ny mpanjaka sy ny faritany rehetra, ka izao no teny tao aminy: Cependant, Nouménios et ses compagnons arrivèrent de Rome avec des lettres adressées aux rois et aux pays; en voici la teneur

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 2.10 Phrygia, and Pamphylia, in Egypt, and in the parts of Libya about Cyrene, and strangers of Rome, Jews and proselytes, sy Frygia sy Pamfylia, sy Egypta sy ny tany Libya izay manodidina an' i Kyrena, ary vahiny avy any Roma, na Jiosy na proselyta, Frijia, Panfilia, Ejipta, ary ny any Libia akaikin' i Sirena, sy ny vahiny avy any Roma, de Phrygie et de Pamphylie, d'Égypte et de cette partie de la Libye qui est proche de Cyrène, Romains en résidence,
...............
Asa 18.2 And found a certain Jew named Aquila, born in Pontus, lately come from Italy, with his wife Priscilla; (because that Claudius had commanded all Jews to depart from Rome:) and came unto them. Ary izy nahita Jiosy anankiray atao hoe Akoila, izay teraka tany Ponto, vao avy tany Italia, ary Prisila vadiny (fa Klaodio efa nandidy ny Jiosy rehetra hiala tany Roma), dia nankeo amin' izy mivady Paoly. Avy tao izy dia nahita Jody anankiray atao hoe Akilasy teraka tany Ponta, vao tonga avy tany Italia, niaraka tamin' i Prisila vadiny fa nodidian' i Klaody hiala tany Roma ny Jody rehetra, ka nanatona azy mivady. Il y trouva un Juif nommé Aquilas, originaire du Pont, qui venait d' arriver d' Italie avec Priscille, sa femme, à la suite d' un édit de Claude qui ordonnait à tous les Juifs de s'éloigner de Rome. Il se lia avec eux,
...............
Asa 19.21 After these things were ended, Paul purposed in the spirit, when he had passed through Macedonia and Achaia, to go to Jerusalem, saying, After I have been there, I must also see Rome. Ary rehefa vita izany zavatra izany, Paoly dia nikasa tao am-pony handeha hamaky an' i Makedonia sy Akaia aloha vao hankany Jerosalema ka nanao hoe: Rehefa tonga any aho, dia tsy maintsy hahita an' i Roma koa. Taorian' izany dia nomen' ny Fanahy Masina hevitra Paoly hamaky an' i Masedonia sy Akaia vao hankany Jerosalema, ka nanao anakampo hoe: Rahefa tonga any aho, dia tsy maintsy hamangy any Roma koa. Après ces événements, Paul forma le projet de traverser la Macédoine et l' Achaïe pour gagner Jérusalem. " Après avoir été là, disait-il, il me faut voir également Rome. "
...............
Asa 23.11 And the night following the Lord stood by him, and said, Be of good cheer, Paul: for as thou hast testified of me in Jerusalem, so must thou bear witness also at Rome. Ary ny Tompo nitsangana teo anilany tamin' iny alina iny ka nanao hoe: Matokia, fa tahaka ny nanambaranao Ahy tany Jerosalema no mbola hanambaranao Ahy any Roma koa. Nony alina dia niseho tamin' i Paoly ny Tompo ka nanao taminy hoe: Matokia, fa tahaka ny nanambaranao ahy tatý Jerosalema no tsy maintsy hanambaranao ahy any Roma koa. La nuit suivante, le Seigneur vint le trouver et lui dit : " Courage ! De même que tu as rendu témoignage de moi à Jérusalem, ainsi faut-il encore que tu témoignes à Rome. "
...............
Asa 28.14 Where we found brethren, and were desired to tarry with them seven days: and so we went toward Rome. tao no nahitanay ny rahalahy sasany, ary izy niangavy anay hitoetra tao aminy hafitoana. Ary toy izany no nandrosoanay nankany Roma. Tao no nahitanay rahalahy sasany, izay niangavy taminay mba hitoetra ao aminy hafitoana; rahefa izany dia nandroso ho any Roma izahay. Y trouvant des frères, nous eûmes la consolation de rester sept jours avec eux. Et c' est ainsi que nous arrivâmes à Rome.
...............
Asa 28.16 And when we came to Rome, the centurion delivered the prisoners to the captain of the guard: but Paul was suffered to dwell by himself with a soldier that kept him. Ary rehefa tonga tany Roma izahay, Paoly dia navelany hitoetra mitokana teo amin' ny miaramila anankiray izay niambina azy. Rahefa tonga tany Roma izahay, dia nahazo nitoetra nitokana Paoly, fa miaramila iray no niambina azy. Quand nous fûmes entrés dans Rome, on permit à Paul de loger en son particulier avec le soldat qui le gardait.

  Letter to the Romans Romanina Romana Épître de Saint Paul aux Romains
...............
Rom / Rm 1.7 To all that be in Rome, beloved of God, called to be saints: Grace to you and peace from God our Father, and the Lord Jesus Christ. ho an' izay rehetra any Roma, malalan' Andriamanitra sady voantso ho masina; ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin' Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo. mamangy anareo rehetra malalan' Andriamanitra any Roma, izay olo-masina voaantsony: ho aminareo anie ny fahasoavana amam-piadanana avy amin' Andriamanitra Raintsika, sy Jeso Kristy Tompo. à tous les bien-aimés de Dieu qui sont à Rome, aux saints par vocation, à vous grâce et paix de par Dieu notre Père et le Seigneur Jésus Christ.
...............
Rom / Rm 1.15 So, as much as in me is, I am ready to preach the gospel to you that are at Rome also. koa raha izaho, dia mazoto hitory ny filazantsara aminareo izay any Roma koa aho. koa raha izaho, dia vonon-kitory ny Evanjely aminareo izay any Roma koa aho. de là mon empressement à vous porter l'Évangile à vous aussi, habitants de Rome.

  2nd Letter to Timothy 2 Timoty Timote II 2ème Épître de Saint Paul à Timothée
...............
2Tm 1.17 But, when he was in Rome, he sought me out very diligently, and found me. fa raha tany Roma izy, dia nitady ahy fatratra ka nahita fa vao mainka koa nitady ahy fatratra aza izy tany Roma ka nahita ahy; au contraire, à son arrivée à Rome, il m' a recherché activement et m' a découvert.